Ny Mahasoa

Ny Mahasoa ♥️ « Nous proposons une sélection complète d’articles et d’accessoires essentiels dédiés à votre quotidien, alliant praticité, qualité et modernité. »❤️

Vilany en ALUMINIUM matevina be 👍👉7 pièces.✨PRIX: 190 000ar🚴 Livraison partout
13/05/2026

Vilany en ALUMINIUM matevina be 👍
👉7 pièces.
✨PRIX: 190 000ar
🚴 Livraison partout

🚨 ZAVATRA VAOVAO TENA PRATIKA SY MANARAKA TEKNOLOJIA! 🚨💡 LAMPE PORTABLE INTELLIGENTE RechargeableMahery jiro • Mora apet...
08/05/2026

🚨 ZAVATRA VAOVAO TENA PRATIKA SY MANARAKA TEKNOLOJIA! 🚨
💡 LAMPE PORTABLE INTELLIGENTE Rechargeable
Mahery jiro • Mora apetraka • Multifonction
✅ Rechargeable avec câble USB
✅ Misy attache magnétique + scratch fixation
✅ Détecteur de mouvement automatique
✅ Modes d’éclairage 4 samihafa
✅ Azo atao mode permanent ihany koa
📍 Tena mety ampiasaina amin’ny :
Sisitohatra
Efitra fatoriana
Efitranon-jazakely
Cuisine & réfrigérateur
Plafond
Vitrine
Anaty fiara
Couloir sy toerana maizina rehetra
✨ Ohatra : rehefa misy olona mandalo dia mirehitra automatique ilay lampe. Tena pratique amin’ny alina na toerana tsy misy jiro matetika.
📏 Taille : 8 cm × 1,5 cm
🔌 câble USB
💰 PRIX SOLDE : 10 000 Ar seulement

🚴Manao livraison

08/05/2026

🇲🇬❌❌FEPETRA ANKAPOBENY MOMBA NY VAROTRA eto amin'ny pejy NY MAHASOA❌❌

👉🏼Hamafiso any amin'ny hafatra miafina ny entana ho vidianao

👉🏼Fanaterana ny entana:
🔥ho an'ny eto Antananarivo: ny saram-panaterana dia manomboka amin'ny 4000ar ary miakatra arakarakin'ny toerana
👉🏼Raha ianao no Haka Ilay entana: raha izay no safidinao Dia omenay rendez vous ianao

👉🏼Fandoavam-bola:
🔥Ho an'ny entana aterinay an-tanana eto Tana: omena an-tanana izay olona manatitra Ilay entana ny vola vidiny
🔥Ho an'ny any amin'ny faritra:aloha 1 andro mialohan'ny anaterana Ilay entana amin'ny alalan'ny MVola ny vola ka tafiditra ao anatin'izany ny vidin'ilay entana, saran-dalan'ilay nanatitra entana, sarany hangalana Ilay MVola (frais de retrait). Anjaranao ny mandoaha ny saram-pitanterana Ilay entana rehefa Tonga any an-toerana (PA)

👉🏼Iangaviana ianareo mpanjifa MBA hanamarina tsara ny entana voaray dieny mbola eo Ilay mpanatitra azy fa tsy mamerina entana intsony zahay vao voarainao iny.

👉🏼Raha tsy mety aminao Ilay entana dia alohanao ny saram-panaterana azy.

🇨🇵❌❌CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE NY MAHASOA❌❌

👉🏼Veuillez confirmer votre commande directement en message privé en nous fournissant les détails sur l'article.

👉🏼Livraison:
🔥Pour Tana: Frais de livraison à partir de 3 000 Ar.
👉🏼Récupération: Si vous préférez, vous avez également la possibilité de récupérer votre commande sur rendez-vous.

👉🏼Modes de paiement:
🔥Pour la livraison àTana, le paiement s'effectue uniquement en espèces lors de la livraison.
🔥Pour nos clients en province, le paiement via Mvola est requis, à effectuer 24 heures avant l'envoi du colis. Ce paiement doit inclure le montant total de la commande, les frais de déplacement du livreur et les frais de retrait. Une preuve de transaction sera demandée. Les frais d'expédition seront à votre charge et payables à l'arrivée (PA)

🌟Réfrigérateur TRUST 👉 Capacité : 217L✨Partie congélateur ny ambony ary espace réfrigérateur ny ambany.💥Mateza, mitsitsy...
07/05/2026

🌟Réfrigérateur TRUST
👉 Capacité : 217L
✨Partie congélateur ny ambony ary espace réfrigérateur ny ambany.
💥Mateza, mitsitsy herinaratra ary manome endrika ny tranonao.
🚴 livraison possible

Raha omena safidy ianao androany......Hijanona amin'ny asa isam-bolana sa hanomboka business raha eto Madagasikara no as...
04/05/2026

Raha omena safidy ianao androany......
Hijanona amin'ny asa isam-bolana sa hanomboka business raha eto Madagasikara no asiana resaka?


Veilleuse anti moustique ⛔🦟Matory am-pilaminana miaraka aminy.Mety tsara surtout ho antsika manana zazakely.Prix: 12 000...
30/04/2026

Veilleuse anti moustique ⛔🦟
Matory am-pilaminana miaraka aminy.
Mety tsara surtout ho antsika manana zazakely.
Prix: 12 000ar seulement
Mp si intéressé

Ity distributeur d’eau ity no vahaolana:✔️ Rano mangatsiaka sy mafana amin’ny segondra vitsy✔️ Mora ampiasaina, mety ami...
29/04/2026

Ity distributeur d’eau ity no vahaolana:
✔️ Rano mangatsiaka sy mafana amin’ny segondra vitsy
✔️ Mora ampiasaina, mety amin’ny trano na bureau
✔️ Design moderne manatsara ny endriky ny toerana.
🚴Livraison partout

Elo ☂️🌂UV Mafy Sady mahazaka rivotra tsara.⭐Antonona poketra⭐26cm ny halavany miforitra (misy fonony)⭐110cm de diamètre ...
17/04/2026

Elo ☂️🌂UV Mafy Sady mahazaka rivotra tsara.
⭐Antonona poketra
⭐26cm ny halavany miforitra (misy fonony)
⭐110cm de diamètre Ary 63cm ny halavan'ny ⭐tahony rehefa mivelatra.
Prix : 12 000ar Raha manuel
15 000ar raha automatique
🚴 livraison partout

Veilleuse électrique anti-moustique 🦟🦟Mety tsara surtout ho antsika manana zazakely 👶Prix: 12 000arStock limité fa afaka...
17/04/2026

Veilleuse électrique anti-moustique 🦟🦟
Mety tsara surtout ho antsika manana zazakely 👶
Prix: 12 000ar
Stock limité fa afaka mandefa mp avy hatrany.
🚴Manao livraison

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share