Fãh Shop

Fãh Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fãh Shop, Shopping & retail, Antananarivo.

Mety atao cadeau ho an'ny Neny daholo anie ireto article rehetra ato aminay ato ireto ee🥰☺️Mp malaky ary ee na miantsoa ...
20/05/2025

Mety atao cadeau ho an'ny Neny daholo anie ireto article rehetra ato aminay ato ireto ee🥰☺️

Mp malaky ary ee na miantsoa avy hatrany 038 80 628 14📞☎️

Mp avy hatrany ary ee. Entana karazany maro sady mora no tsara kalitao💯💥
26/04/2025

Mp avy hatrany ary ee. Entana karazany maro sady mora no tsara kalitao💯💥

💥Machine à pâte💥55 000ar fotsiny💯 Vonjivonjeo aingana fa tsy betsaka a☺️ 📞038 80 628 14 na mp
26/04/2025

💥Machine à pâte💥

55 000ar fotsiny💯
Vonjivonjeo aingana fa tsy betsaka a☺️
📞038 80 628 14 na mp

💥 bouilloire en verre💥Tena tsara kalitao ry zareo a💯 2,2litre 45 000ar📞038 80 628 14 na mp
26/04/2025

💥 bouilloire en verre💥
Tena tsara kalitao ry zareo a💯
2,2litre 45 000ar
📞038 80 628 14 na mp

💥Jereo izay tiana ry reto dia mametraha fanontaniana a☺️Entana Tsara kalitao sy  mirary hatrany💯 ☎️038 80 628 14 na midi...
25/04/2025

💥Jereo izay tiana ry reto dia mametraha fanontaniana a☺️

Entana Tsara kalitao sy mirary hatrany💯

☎️038 80 628 14 na midira mp avy hatrany

🥛🍔🍟
12/04/2025

🥛🍔🍟

❌SAKAFO TSARA HO AN'NY VEHIVAVY BEVOHOKA ❌
Ireto avy ny sakafo tsara hohanin’ny vehivavy bevohoka arakaraka ny telo volana fizarana :

Volana 1-3 (Telovolana voalohany)

Tanjona : Misoroka aretin-kibo (nausée), manampy amin’ny fivoaran’ny zaza.

Hena sy proteina : Hena tsy matavy, trondro, atody, voanjo.

Asidra folika (Vitamina B9) : Anana maitso (epinara, brokoly), voankazo (akondro, voasary), tsaramaso.

Fanaovana ra (Fer) : Hena mena, atiny, voanemba.

Kalsioma : Ronono, fromazy, amandy.

Vitamina B6 : Akondro, ovy, akoho (manampy amin’ny fisorohana aretin-kibo).

Rano : Misotro rano be dia be mba tsy ho maina atody.

Volana 4-6 (Telovolana faharoa)

Tanjona : Manohana ny fitomboan’ny zaza.

Proteina sy fer : Hena, trondro, voanjo, atody, tsaramaso.

Kalsioma sy Vitamina D : Ronono, fromazy, trondro matavy (sardina, saumon), fiposahan’ny masoandro.

Omega-3 : Trondro matavy, voanjo, voan-tsesika (ho an’ny ati-doha sy maso).

Magnésium : Amandy, voan-tsesika, sokola mainty (misoroka krampa).

Fibra : Voankazo, anana, vary fotsy, katsaka (misoroka fivalanana mafy).

Volana 7-9 (Telovolana fahatelo)

Tanjona : Mampiomana ny fiterahana sy manamafy ny hery.

Proteina : Hampiroborobo ny hozatry ny zaza.

Fer sy Vitamina C : Mba tsy ho malemy ra (epinara + voankazo asidra).

Omega-3 : Mba hampivelatra ny ati-doha sy maso.

Karbohidratra tsara : Vary mena, ovy, m**o (hery ho amin’ny fiterahana).

Rano : Mba hisorohana ny fitefika amin’ny vatana sy hiomanana amin’ny fiterahana.

Sakafo tsy tokony hohanina : Kafe be loatra, toaka, trondro manta, fromazy tsy misy pasteur, hena tsy masaka tsara, siramamy sy sira be loatra.

Aza adino n'y mizara amin'ny hafa

Torohevitra mahasoa☺️
11/04/2025

Torohevitra mahasoa☺️



⛔ Tandremo ⛔

👉 Ny ora 2 voalohany dia tsy mahazo miarina na miodana mba hisoroana ny ra be na hemmoragie
👉 misy toy ny zavatra mibongana izay eo ambany foitra ( globe de sécurité). Tsapaina ary horona mba hibongana tsara foana. Ilay tranon-jaza ihany io, mila mikatona tsara mba hiarovana ny ra be hatrany.

🔴 Momba ny fidiovana :

👉 Rano madio azo antoka hisasana.
👉 Aty anoloana aloha vao any afara.
👉 Fadio ny nisikotsikotra any anaty fivaviana
👉 Fafao ho maina tsara @ farany

🔴 Atao ahoana ny salaka

Ny telo andro voalohany somary be ny rà

👉 Salaka madio ary coton hatrany no tsara ampiasaina
👉 Tsara solosoloina isaky ny 4 ora. Tsy avela ho feno be.

🔴 Ahoana raha tataka na noetezana

Na tsy rovitra aza, misy kikakika, mitsifaka foana ny hoditry ny fivaviana anaty ao t@ fivoahan’ny zaza. Misy fery kely foana.

👉 Avelao hiaina ny fery.
👉 Aza terena @ silopo tery.
👉 Ezaho ho maina foana, misolo salaka isaky ny 4 ora ra ela.
👉 Tsara raha misasa foana rehefa avy 💩??💩
👉 Misy koa ny azo ampiasaina hisasa.
👉 Misy karazany 2 ny kofehy :
Raha ilay levona : mihitsana ho azy izy eo @ 10 ka hatr@ 15 andro
Raha tsy levona dia esorina rehefa feno 10 ka hatr@ 15 andro
👉 3 herinandro vao tena mikatona tsy marary ny fery.

🔴 Raovina no afaka miaraka @ ramose indray.

Telo (3) herinandro vao mikatona ny fery ary henina (6) herinandro vao tena miverina toy ny teo aloha. Izay vao tsara manao firaisana. Na teraka tsotra na nididy.
⚠️ Somary maina foana @ voalohany ⚠️

Abonnez-vous à Rasazy Miarisoa

Torohevitra mahakasika ny fahasalaman'ny vehivavy, reny sy Zaza no zaraina eto Rasazy Miarisoa , misy koa ny ao amin'ny Mp.

Sao misy Liana fa nampiasana herinandro fotsiny de mipetraka fotsiny ato.Mbola mandeha tsara, tsisy défaut, régulateur 6...
10/04/2025

Sao misy Liana fa nampiasana herinandro fotsiny de mipetraka fotsiny ato.
Mbola mandeha tsara, tsisy défaut, régulateur 60A 12/24V automatique👍🏼 Afaka Manao livraison Afaka recuperenao ihany ko.
80 000ar fotsiny mp avy hatrany ary

Sady manana bouilloire no manana thermos😁Bouilloire thermos tsara bé👍🏼 matanjaka tsara☺️ 60 000ar fotsiny👍🏼aiza indray n...
09/04/2025

Sady manana bouilloire no manana thermos😁
Bouilloire thermos tsara bé👍🏼 matanjaka tsara☺️ 60 000ar fotsiny👍🏼aiza indray no ahita anzan🤗
Mp malaky ary😉

Mixeur en verre☺️ 850w Matanjaka, tena tsara,90 000ar fotsiny👍🏼Mp avy hatrany Ary☺️
09/04/2025

Mixeur en verre☺️ 850w
Matanjaka, tena tsara,
90 000ar fotsiny👍🏼
Mp avy hatrany Ary☺️

Mbola misy hatrany reto fer tsara kalitao be reto a🥰Mp ary ee☺️
09/04/2025

Mbola misy hatrany reto fer tsara kalitao be reto a🥰
Mp ary ee☺️

Address

Antananarivo

Telephone

+261332303573

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fãh Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share