Mpanamboatra TV ecran Plat Mada

Call Directions

Mpanamboatra TV ecran Plat Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpanamboatra TV ecran Plat Mada, Shopping & retail, Antananarivo.

31/05/2024
11/04/2024

Manamboatra olana ecran plat:
*tsisy sary
**misy sary fa tapany no mi-afficher
*efa nosoloana carte graphique fa tsisy fiovana
*lasa lava na zoom na double ilay sary
*mande fa afaka 3second na 15min very mihamanjavona ilay sary na miverina temoin rouge lay tele
*misy tsipitsipika horizontale ilay sary ary miha very ilay sary
Contact : 0342251638

14/12/2023

Izahay dia manamboatra ecran plat
Karazany olana rehetra
💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻
💻💻💻TOUTES MARQUES💻💻💻
💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻💻

🎆LCD/LED/PLASMA/OLED
🎆SMART/TSOTRA
🎆CURVED
Exemple : ...
☑Maty ny temoin
☑Mirehitra ny temoin fa tsy mey velona
☑Mipipika fotsiny ny temoin
☑Misy feo fa tsy misy sary(maizina)
☑Misy mazava2 kely eo fa tsy mamoaka sary
☑Lasa negatif ny sary (flou)
☑Ny tapany misy sary fa ny ilany tsy misy
☑Mihetsiketsika ny sary
☑double ny sary
☑Tsipitsipika couleur fa tsisy sary
Nb : tsy voadona, vaky
☑Velona mandeha dia maty ho azy avy eo
Etc...
Contact : 0342251638

Izahay dia manamboatra ny olana rehetra Momba ny ecran plat rehetra.⚒ohatra:--mirehitra ny temoin sady mande ny feony ne...
11/04/2022

Izahay dia manamboatra ny olana rehetra
Momba ny ecran plat rehetra.

⚒ohatra:--mirehitra ny temoin sady mande ny feony nefa tsy misy sary(maizina)
--velona ilay tele ary misy mazava ny ecran na misy tsipitsipika couleur fa tsy mamoaka sary
--velona ilay tele ary mamoaka logo (marque) nefa lasa tampoka ilay sary
--tsy mety velona fa mipipika ny temoin
--maty mihintsy tsy misy temoin
--lasa mitakosina ny sary

Sns....... tsy mifidy marque
✡LCD,LED,PLASMA,CURVED,OLED

Nb: mbola tsy manana dalle(ecran)

Toerana: Anosizato andrefana Ambanimaso
Ary afaka manatona anao ihany koa izahay
Cnct:0342251638

09/12/2020

👉🏻AFAKA MANANTONA ANAO
🔧Momban'ny ecran Plat💻
Toy ny olana :
👉🏻Tsy misy sary(misy feo)maizina
👉🏻Mazava ny ecran fa tsy misy sary(SAMSUNG...)
👉🏻Tsy mirehitra ny temoin na maty mihintsy
👉Mipipika na miclicgnote ny temoin!
📞0342251638

09/12/2020

👉🏻AFAKA MANANTONA ANAO
🔧Momban'ny ecran plat rehetra💻
🔑LCD /LED/PLASMA/INCURVE
Toy ny olana tele:
👉🏻tsy misy sary (misy feo)maizina
👉🏻mazava ilay ecran fa tsy misy sary(SAMSUNG...)
Nb:tsy vaky na misy tsipitsipika
👉🏻tsy misy temoin na misy fa tsy velona
📞0342251638

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342251638

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanamboatra TV ecran Plat Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share