14/10/2025
ny politique tsy idirako fa ito Zoky be ito anisany tena nampisy fasahiana maro an'i Gasy mba hijoro ary anisany izany za, ary marina daolo ny zavatra nolazainy nefa ny akamarontsika tsy nisy nino azy ..
Mendrika ny Haja sy Voninahitra ianao Mon Colonel " PATRICK '' ary misaotra betsaka indrindra. mba milanao miteny izahay Colonel amzao mba te haheno anao ny vahoaka ✊🇲🇬