22/07/2022
FÛT KRAFT
Afaka asiana vary na voamaina
Matevina sady tena mafy tsara. ( Otrany oe carton mafy be lay matière).
👉 Afaka asina cadenas kely
Hauteur 62cm
Diamètre 36cm
Capacité 50kg
💵 Vidiny 32.000Ariary
🏘️ Toerana: Bypass Sampanana Ambohidrazaka
☎️ 034 37 021 27
NB: Livraison : équivalent frais taxi Tonga any aminao. Tsy afaka hoentina moto