Fripy tsara

Fripy tsara ÉCHANGE D'IDÉES

pointure 28200 000 fmg fixemora atsofoka sy hidina( Ilay zaza irery ihany dia afaka hampiditra sy hanala ny kirarony vet...
26/05/2026

pointure 28
200 000 fmg fixe
mora atsofoka sy hidina
( Ilay zaza irery ihany dia afaka hampiditra sy hanala ny kirarony vetivety kely)
toerana: Andraisoro.
mp na 034 97 405 11

REDMI NOTE 14 PRO 4G CE (VAOVAO)RAM 12,0 + 6,0 GBSTOCKAGE 512GBavec cartonCHARGE RAPIDE 45W(+ Housses×2)Couleur: NOIRPRI...
29/04/2026

REDMI NOTE 14 PRO 4G CE (VAOVAO)
RAM 12,0 + 6,0 GB
STOCKAGE 512GB
avec carton

CHARGE RAPIDE 45W
(+ Housses×2)
Couleur: NOIR
PRIX FIX : 1 500 000ar
tel: 034 97 405 11

NB: mbola disponible Ilay BLUE LABEL sy BLACK LABEL ary GRANT'S de tsidio ny page raha mahalina anao.

100 000FMG FIX 10 à 12ans(mety mbola antonona ny 14 taona raha tsy lava be)VAOVAOTonga de miantsoa fa tsy en ligne matet...
11/07/2024

100 000FMG FIX
10 à 12ans
(mety mbola antonona ny 14 taona raha tsy lava be)
VAOVAO
Tonga de miantsoa fa tsy en ligne matetika
0349740511

Un seul article est disponible pour chaque photo.Blue label 1lBlack label 1l (12ans)Grant's 1l avec un verre spécialPrix...
24/06/2024

Un seul article est disponible pour chaque photo.
Blue label 1l
Black label 1l (12ans)
Grant's 1l avec un verre spécial
Prix fixe hatrany tompoko

02/08/2022

Manomboka androany dia mikasika ny fitaizana zazakely sy ny fahasalamana amin'ny ankapobeny no horesahanay eto:
- ny sakafony, ny couches...
- toro hevitra kely momba ny fahasalamana.
- fifampizarana traikefa eo amin'ny fitaizana no tanjona ka raha misy «astuces» nahasoa anao any dia azonao atao ao amin'ny komantera mba ho hitan'ny rehetra koa.

Ny sakafon-jazakely no hanombohantsika azy androany.

- Kafe sy tambavy: tena betsaka isika Malagasy no manome kafe kely ny zaza. Misy koa manome tambavy. Fantaro ary fa tsy tokony homena kafe na tambavy ny zazakely, eny fa na dia atao somary matsatso aza.

- Menaka: ilain'ny vatana ny menaka fa atao kely kokoa izany ho an'ny zaza kely.

- Sira: tsy azo atao be sira ny sakafo-jaza. Tena gravy be ny voka-dratsy ateraky ny sira ka aleo dieny mbola kely ny zaza dia zarina sira voalanjalanja.
NB: raha tsy ampy sira ny zaza dia lasa bebe torimaso fa raha mihinantsira be loatra indray dia halaky hiakatra tosidra izy sady manimba ireo voa (reins) koa ny sira be loatra. Raha tena simba anefa ireo voa ireo dia tsy misy fanafody mahasitrana azy ary atao grefy any andafy no vahaolana. Amanjatony tapitrisa ariary anefa vao mahavita manao grefy ny voa anakiroa sady tsy misy garantie ny grefy na any Inde na any France aza.

Loha hevitra manaraka = ny fromages ho an'ny zaza kely.
Miala tsiny fa lasa lava be ilay resaka de misaotra anao namaky.
Mirary FAHASALAMANA ho anareo rehetra tompoko.

Deodorant EPHENA❤Ar 7000 ny ilay sporty (mainty)Ar 6000 ilay rose sy grisAzo antoka tsara ny  entanaMp avy hatrany ary r...
30/12/2021

Deodorant EPHENA❤
Ar 7000 ny ilay sporty (mainty)
Ar 6000 ilay rose sy gris
Azo antoka tsara ny entana
Mp avy hatrany ary raha hanao commande
Ar 1000 frais de livraison

Ho antsika eto Toamasina!!!Araraoty amin izao fety izao. DEODORANT marque EPHENA BEAUTEAndroany 25 sy rahampitso 26 dia ...
25/12/2021

Ho antsika eto Toamasina!!!
Araraoty amin izao fety izao.
DEODORANT marque EPHENA BEAUTE
Androany 25 sy rahampitso 26 dia mandalo eto izahay!!
Ar 7000 ilay sporty
Ar 6000 ilay rose sy Gris
Ar 1000 ny livraison raha eto am ville!!
Mp avy hatrany ary☝

Ho anareo izay matahotra alika na efa nokaikerin'ny alika ka lasa ''traumatisés''.Formation payante avec vidéo à l'appui...
14/10/2021

Ho anareo izay matahotra alika na efa nokaikerin'ny alika ka lasa ''traumatisés''.
Formation payante avec vidéo à l'appui et possibilité de pratique. Ampianarina anareo ny tokony atao sy ny tsy azo atao ary ny tsara ho fantatra rehefa misy alika masika.
034 97 405 11 na MP

Ho anareo izay matahotra alika na efa nokaikerin'ny alika ka lasa ''traumatisés''.Formation payante avec vidéo à l'appui...
14/10/2021

Ho anareo izay matahotra alika na efa nokaikerin'ny alika ka lasa ''traumatisés''.
Formation payante avec vidéo à l'appui et possibilité de pratique. Ampianarina anareo ny tokony atao sy ny tsy azo atao ary ny tsara ho fantatra rehefa misy alika masika.
034 97 405 11 na MP

MP na 03497405112000ar ny livraison Tana ville
12/08/2021

MP na 0349740511
2000ar ny livraison Tana ville

Address

Toamasina
Antananarivo

Telephone

+261349740511

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fripy tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share