So Girlyyy

So Girlyyy For girls

Aimez la page pour voir des trucs girly🌸✨
21/04/2024

Aimez la page pour voir des trucs girly🌸✨

Tsara kely ity page ity 🤗
21/04/2024

Tsara kely ity page ity 🤗

Sac friperie très bon état daholo, mafy tsara🤭Afaka entina faran'ny taona , miasa, mivavaka, mianatra 🙃Safidio ary ze ti...
30/12/2023

Sac friperie très bon état daholo,
mafy tsara🤭
Afaka entina faran'ny taona , miasa, mivavaka, mianatra 🙃
Safidio ary ze tianao 😄
Afaka mbola mangataka détails izay tiantsika ho hita anh

Mandefa amin'ny faritra , manao livraison 🛍️

18/12/2023

Ty ary ny valin'ilay lalao nataontsika😏🤗

Myhæri Christinah
Izy aloha izany no nahazo ilay sac bandoulière noir ♥️ ilay nahazo réactions betsaka indrindra mahazo scrunshies GM 5 ao amin'ny commentaire ao 😘
Merci antsika nandray anjara🤗
Mbola hisy lalao eto amin'ny page fa manasa antsika hiabonné😊

Coucouuu daoly,🥰🥰🥰Kely sisa ilay 18 anhhh Fa alohan'izay aloha anontany kely anareo za 😏, article momban'ny inona indray...
28/11/2023

Coucouuu daoly,🥰🥰🥰
Kely sisa ilay 18 anhhh
Fa alohan'izay aloha anontany kely anareo za 😏, article momban'ny inona indray tinareo atao arrivage ?😏

Zay fa bonne soirée daholo , kiss😘

Misy jeu ao ambany ao zareo anhhh afaka mbola mandray anjara daholo fa hisy surprise hafa koa anie amin'io 18 io e😏❤️Bon...
22/11/2023

Misy jeu ao ambany ao zareo anhhh afaka mbola mandray anjara daholo fa hisy surprise hafa koa anie amin'io 18 io e😏❤️

Bonne soirée daholo🥰

Ity ary ny arrivage noresahako anareo omaly e🥰Nosafidiko mihitsy anampy antsika hanana lakozia mamiratra sy tsy anahiran...
21/11/2023

Ity ary ny arrivage noresahako anareo omaly e🥰
Nosafidiko mihitsy anampy antsika hanana lakozia mamiratra sy tsy anahirana be antsika manadio entana ao andakozia🤗

Ity Pâte ity afaka ikosehantsika : vilany , lapoaly , robinet ... Fa tena hangirana tsara ilay entana avy kosehina aminy 😱😱😱

Afaka alainao amin'ny éponge ilay izy dia kosehanao amin'iny ilay fitaovana
Afaka koa paille de fer raha tena efa maloto be loatra ilay zavatra .

Efa vita andrana tato amiko ity produits ity vao asehoko sy amidiko aminareo🥺❤️

Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra tsika anhhh😘

Afaka mandefa an gros ihany koa ho anareo mbola hivarotra📌

20/11/2023

Misy arrivage indray tsika demain 🥰
Zavatra tena anisan'ny tiantsika vehivavy ny manadio lakozia , zavatra anampy betsaka antsika amin'ny famiratry ny lakozia ary no ho entintsika rahampitso 🤭

A demain zany 😘

🎉GIVEAWAY🎉Tonga ary ilay fotoana ka araka ny fangatahanareo dia bandoulière no ataontsika mba hoentinareo amin'ny Noël 🤔...
18/11/2023

🎉GIVEAWAY🎉

Tonga ary ilay fotoana ka araka ny fangatahanareo dia bandoulière no ataontsika mba hoentinareo amin'ny Noël 🤔🤗
Atao tirage moa zany de ho itantsika eo na tirage direct na tirage automatique

Ireto ary ny étapes arahana :
-Manisy j'aime ny page sy ny publication♥️
-Manisy commentaire hoe" Je participe "
Mimentionner namana 5 ao amin'ny commentaire (afaka manao commentaire maromaro fa ovaina ilay olona mentionnena)😊♥️
-Partagena mode public ao amin'ny mur anareo ity publication ity♥️

Tsy maintsy mi-abonné amin'ny page izay vao micompte anh!

❌Amin'ny 18 décembre izao ny fisarihana ❌afaka milalao foana mandrapaha tongan'izay !

Izay be j'aime indrindra kosa ny commentaire dia mahazo lot de 5 scrunshies GM😍😍😍😍😍

Alefa ary e🤗🤗🤗

11/11/2023

Nisy nisignale ngamba ry reto ilay pub jeu fa tsy afaka natao inona intsony 😢
Aleo atao jeu hafa na averintsika iny jeu iny amin'ny manaraka
Mialatsiny indrindra 🙏🏻

Sac à dos crocoFriperie impeccable
07/11/2023

Sac à dos croco
Friperie impeccable

Sac à main jaune Friperie impeccable35000 ar
07/11/2023

Sac à main jaune
Friperie impeccable
35000 ar

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00
Sunday 18:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when So Girlyyy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share