11/08/2026
☕ Bouilloire Électrique SKALETT ☕
Mangotraka rano haingana, azo antoka, mandritra ny fotoana maro!
🔹 Toetran'ny vokatra:
✔️ Marika: SKALETT
✔️ Vita amin'ny acier inoxydable (tsy mety harafesina)
✔️ Capacité: 2 Litre
✔️ Puissance: 150 Watt
✔️ Mipika ho azy rehefa mangotraka ny rano (arrêt automatique)
💰 Vidiny: 25 000 Ar ihany
🚚 Sous-livraison manerana an'i Madagasikara
📞 Antsoy hividy: 034 52 973 50
📩 Mandefasa mp raha mila fanazavana fanampiny