Boutique 2Afashion ankadifotsy

Boutique 2Afashion ankadifotsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boutique 2Afashion ankadifotsy, Shopping & retail, Ankadifotsy, Antananarivo.

Tongava maro les filles 🥳🥳
28/07/2026

Tongava maro les filles 🥳🥳

➡️Misy live ihany koa isika à 11h ✅

30/03/2026

Bonjour bonjour les pelasoa 👋🏼 LIVE sandales isika anio sy sacs ✅ RDV à 12h 🔥
Izay mbola tsy nahavita paiement hiangaviana hanefa izany avant 10h ❌

Bonne journée tout le monde 🥰

13/06/2024

Allo allo les fashionistes 📞 Maheno tsara ve nareo? LIVE FARADOBOKA prix cassé cette semaine anio à 15h 📣 🛍️misy articles maro ary mbola asiana pour Papa raha mbola mila ianareo 🎁 taggeo namana dia Partageo publication 🙏 ataotsika anio le tirage ❤️
Bonne journée les gars 😘

12h zany fotoana les filles anh
12/06/2024

12h zany fotoana les filles anh

Coucou les filles 👋 LIVE SHOPPING mafotaka be isika anio à 12h, entana manja be avokoa fa aza tara 🥰 PRIX EXCUSE nohon'ny tsy fisian ny live omaly 🙏 cadeau maro be ihany koa + tirage Bon d'achat 🎁
👉Aza adino mi mentionner namana sy manao partage 😘

10/05/2024

Vendredi vendredi 🥳 atao jolie sa tsy jolie oh? 😍
Jolie foana moa miaraka aminareo oh? Live shopping à 14h spécial haut stylé isika anio pas plus de 10.000Ar ary misy cadeaux maro be ho zaraina 🎁 misy hatrany ny maximum de partage =15.000Ar
Izay ary fa rehefa avy eo e , bonne fin de semaine havako oh ❤️😘

14/04/2024
17h izany ny fotoana les filles ah 😘😘
14/04/2024

17h izany ny fotoana les filles ah 😘😘

Mbola tsara antsika jiaby oh 👋 LIVE SHOPPING antsika anio à 17h suite ARRIVAGE KAPAKAPA from INDIA and THAILAND 🎉🎉 sy vaky b***e friperie 1er choix miaraka amin’ny Frip'Shop Mada (combi pant & short, sweet) 🥰
Bon dimanche daholo ary oh 😘😘😘

Ho an'izay tia Suédine indray aza rahampitso fotoana e 🥳
13/04/2024

Ho an'izay tia Suédine indray aza rahampitso fotoana e 🥳

Hey hey, mbola dispo ny kapakapa antsika les filles ah 🎉🎉 LIVE SHOPPING B***E FRIPERIE 1er CHOIX à 17h isika rahampitso miaraka amin’ny Frip'Shop Mada (aza adino mi s’abonne am page) à 17h sady tohizantsika ihany koa ny kapa … bon week end les filles 😘🥰

👉Ialana tsiny raha misy fahatarana kely ny famaliana mp reto fa misy tratran tsy fahasalamana ny commerciale antsika dia sahirana kely ny équipe 🙏🙏🙏

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:30 - 16:30
Saturday 08:30 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique 2Afashion ankadifotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share