Akoho BIO Ampasampito

Akoho BIO Ampasampito Varotra akoho ara-pahasalamana vaovao lalandava sady voakajy ny Fahadiovany

mba mangataka j'aime, sokafana ny sary zay vao asiana réaction
04/02/2026

mba mangataka j'aime, sokafana ny sary zay vao asiana réaction

Fitiavana tsy ho levona mandrakizay

Eddy sy Hasina

❤️ Ho fanohanantsika azy roa izay tena mamy be, andao mba asiana réaction ilay sary e! 😊
1️⃣ Tsindrio ilay sary dia jereo tsara ✅
2️⃣ Asio réaction “J’aime” 👍 raha manohana azy ianao
3️⃣ Araho (S’abonner / Follow) ny pejy Tokatrano sy Fanambadiana araka an’Andriamanitra mba hanankery ny vato napetrakao
4️⃣ Raha tena te hanohana azy ianao dia zarao (Partager) tsy misy fetra ilay sary, mba hahazoan’ny hafa manohana azy koa 💪❤️
Ary amporisihina ihany koa ny namana hanao partage, hanasa namana, hanao commentaire… mba hifampizara fitiavana sy fifaliana 💞
🙏 Faly mirary soa ho anareo mivady izahay eto amin’ny pejy, ho tahian’Andriamanitra mitafotafo amin’izao Volan’ny Mpifankatia izao,
ary amin’ny andro iainana rehetra 😇❤️
Tahian'Andriamanitra mitafotafo 🙏

Ar 18 000 le kilo (environ 18 pièces)
18/05/2023

Ar 18 000 le kilo (environ 18 pièces)

Fumé fumé matsiro be 😋Mp zay hi commandeManao livraison (achat plus de 20 000ar)
14/10/2022

Fumé fumé matsiro be 😋
Mp zay hi commande
Manao livraison (achat plus de 20 000ar)

Akoho ara-pahasalamana! Natoraly 100%!! Poulet fermier! Efa betsaka no afapo! Manasa anao hanjifa! Point de vente: Ampas...
08/06/2022

Akoho ara-pahasalamana! Natoraly 100%!! Poulet fermier! Efa betsaka no afapo! Manasa anao hanjifa!
Point de vente: Ampasampito.
Mp ou 034 45 360 48 raha icommande!

Akoho tsara tsiro!! Natoraly 100%!! Sady ara-pahasalamana tanteraka! Katsaka sy soja ny sakafony! Betsaka ireo efa nanan...
31/05/2022

Akoho tsara tsiro!! Natoraly 100%!! Sady ara-pahasalamana tanteraka! Katsaka sy soja ny sakafony!
Betsaka ireo efa nanandrana ka afa-po!
Ny vidiny dia mirary (12 200 Ariary/kg)
Contact: 034 45 360 48

Alefaso dieny zao ny commande tsika pentecôte 😊034 45 360 48
31/05/2022

Alefaso dieny zao ny commande tsika pentecôte 😊
034 45 360 48

Akoho aram-pahasalamana, tsy misy produit chimique, tsy mitsindrona hormone, katsaka sy soja ny sakafony, Mafilotra tsar...
05/05/2022

Akoho aram-pahasalamana, tsy misy produit chimique, tsy mitsindrona hormone, katsaka sy soja ny sakafony, Mafilotra tsara 😋 😋
Amin'ny vidiny mirary 12 200Ar ny Kilo
Misy ihany koa ireo sous produit amin'ny vidiny mora be
Ianareo restaurant na hotely te hiarahiasa aminay, na olontsotra na hikarakara lanonana. Midira mp 😊
Point de vente : Ampasampito
Contact : 034 45 360 48

Address

Ampasampito
Antananarivo
101

Telephone

+261344536048

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akoho BIO Ampasampito posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share