27/05/2023
Ho antsika mila Kapa Hoditra rehetra 🤔
🙂NY KAPANTSIKA 🙂 Dia manolotra ho antsika indray:
👉 KAPA HODITRA VITA MALAGASY (FABRICATION MAISON) amin'ny vidiny mirary sady mora nefa mafy no tsara. Amin'ny vidiny 30.000 Ariary ka afaka mandefa ny entana amin'izay misy anao 🗳️manomboka amin'ny 3.000 Ariary
Koa raha mahaliana anao aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina fa vonona handray anao izahay