Famokarana sy fivarotana zana-trondro

Call Directions Contact the business

Famokarana sy fivarotana zana-trondro Afaka resahana ato daholo ny fiompiana rehetra ary afaka mifampizara ihany koa

Miarahaba o. Efa vonona ny géniteur afaka 30j
18/07/2025

Miarahaba o. Efa vonona ny géniteur afaka 30j

Aza tara hoan'izay liana @ fiompiana zanatrondro carp na tilapia. 034 16 133 36
06/11/2024

Aza tara hoan'izay liana @ fiompiana zanatrondro carp na tilapia.
034 16 133 36

Mivarotra zanatrondro carp amin'ny vidiny mirary 2cm - 10cm. Tsara kalitao manao livraison sy manome formation. 034 16 1...
19/01/2024

Mivarotra zanatrondro carp amin'ny vidiny mirary 2cm - 10cm. Tsara kalitao manao livraison sy manome formation.
034 16 133 36. 033 11 383 20

Vonona ny hanome  ny tsara hatrany zanatrondro carp sy tilapia(2-8cm)  amin'ny vidiny mirary miampy teknika mba azahoana...
28/11/2023

Vonona ny hanome ny tsara hatrany zanatrondro carp sy tilapia(2-8cm) amin'ny vidiny mirary miampy teknika mba azahoana vokatra tsara
Manao livraison. Mp na miantso
034 16 133 36; 033 11 383 20

Miarahaba tompoko. Mitohy hatrany ny famarotana zanatrondro carp tsara kalitao amin'ny vidiny 200ar (2-3-4 cm) na eto ta...
06/10/2023

Miarahaba tompoko. Mitohy hatrany ny famarotana zanatrondro carp tsara kalitao amin'ny vidiny 200ar (2-3-4 cm) na eto tana na @ faritra. Misaotra betsaka ireo efa nanjifa ary vonona hanome ny tsara hoantsika hatrany. Omenay tecknique sy formule provende izay manjifa mba hanatsarana ny vokatra. Manao livraison
034 16 133 36, 033 11 383 30.

Soa de misy liana
19/09/2023

Soa de misy liana

Hoantsika  rehetra izay liana amin'ny famokarana trondro, efa vononana ny zanatrondro carp tsara kalitao (Royale, Miroir...
19/09/2023

Hoantsika rehetra izay liana amin'ny famokarana trondro, efa vononana ny zanatrondro carp tsara kalitao (Royale, Miroir, écaillé,… ) amin'ny vidiny mirary.
Omena tecknika sy formule provende izay rehetra manjifa ary mahazo gadoa 10% izay manjifa +de 1000 têtes. (2-3cm= 200ar)
Mp na miantso 034 16 133 36, 033 11 383 20

Address

Antsirabe
Antananarivo

Telephone

+261341613336

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Famokarana sy fivarotana zana-trondro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Famokarana sy fivarotana zana-trondro:

Shortcuts

Share