Enfantia

Enfantia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Enfantia, Itaosy, Antananarivo.

Votre espace de confiance dédié aux articles pour enfants, combinant le bonheur d'une style unique de qualité et de sécurité dans le confort absolu

Parce que chaque enfant🙋 mérite l'excellence✨️

☎️☎️0347659922

🌤️ Ahoana ny alahadinareo ao ry maman ❤️Aleo aloha hilamina ny androany … fa rahampitso indray ny course ! 😂🎒Rahampitso ...
06/09/2026

🌤️ Ahoana ny alahadinareo ao ry maman ❤️Aleo aloha hilamina ny androany … fa rahampitso indray ny course ! 😂🎒

Rahampitso anie ilay rentrée eee ! 😅
Ka anio aloha, ankafizo ny fotoana kely hialana sasatra sy hamerenana énergie… satria hanomboka izao ilay feo hoe :

“Mamaaaan, aiza ny kiraroko ?!” 😂😂

Koa anio, ataovy izay azo omanina mialoha :
🎒 Sac
👟 Kiraro
👕 Tenue
⏰ Réveil

Mba tsy ho lasa course contre la montre rahampitso maraina 😜
Ataovy milamina anio izay azo omanina, dia sans stress ny rentrée rahampitso. 🥰

Ary raha mbola misy zavatra tsy ampy ho an’ilay zaza, afaka manampy anareo izahay. 💛
📩 Alefaso fotsiny ny message ao amin’ny Messenger.

Fa androany aloha… mirary Alahady feno fahatoniana sy fotoana mamy miaraka amin’ny zanakao izahay ato amin’ny enfantia. 🌤️💛

Rahampitso indray isika… Bonne rentrée ! 🎒✨

enfantia — grandir avec joie 💛


🐼🎒 TY TENNIS TY ILAY ILAINAO HANOMBOKAN’NY ZANAKAO TSARA NY RENTRÉE!Efa akaiky ny fidirana… efa vonona ve ny tongotr’ila...
04/09/2026

🐼🎒 TY TENNIS TY ILAY ILAINAO HANOMBOKAN’NY ZANAKAO TSARA NY RENTRÉE!

Efa akaiky ny fidirana… efa vonona ve ny tongotr’ilay kely? 👀💛
Maraina mbola mangatsiaka, mandeha any am-pianarana, mihetsiketsika tontolo andro…

Ka tsy kiraro tsara tarehy fotsiny no ilainy, fa kiraro tena hahazoany aina.

Ary ity tennis panda ity? 🐼🤍
Tena “coup de cœur” ho an’ny rentrée!
Ao anatiny misy fourrure malefaka, ka rehefa ampidirina ny tongotra dia doux sady mafana — tena mahafinaritra amin’ireny maraina mangatsiaka ireny. 🥰
Ary ilay panda kely?
Vao jerena dia efa mampitsiky ilay zaza. 🐼😍

👟 Maivana
🤍 Misy fourrure malefaka ao anatiny
✨ Semelle souple sy adhérente
🎒 Mety tsara amin’ny fiainana andavanandro sy ny rentrée
Fa tandremo… 👀
📏 16 • 17 • 18 • 19 • 20 • 22 ihany no disponible.

🚨 Aza miandry ny andro fidirana vao mitady kiraro. Rehefa lasa ny pointure dia lasa ihany koa.

📩 TONGA DIA MANDEFA MP HO AN’NY COMMANDE.
Soraty fotsiny hoe: “PANDA + pointure” 🐼💬

enfantia — grandir avec joie 💛




👟 Kely fa tena stylé! 🤎Ho an’ilay zaza mila kiraro mora anaovana, mampahazo aina ary mety tsara amin’ny rentrée ✨Ilay mo...
03/09/2026

👟 Kely fa tena stylé! 🤎

Ho an’ilay zaza mila kiraro mora anaovana, mampahazo aina ary mety tsara amin’ny rentrée ✨

Ilay modèle dia tena pratique ho an’ny andavan’andro :

🤎 Double scratch → mora anaovana sy ahitsy tsara
🤎 Avant renforcé → manampy miaro ny lohan-kiraro
🤎 Semelle caoutchouc à relief → stabilité tsara kokoa rehefa mandeha
🤎 Col rembourré → confort ho an’ny petit pied

Ary ilay design? 😍
Simple, propre, fa tena classe! Ilay karazana kiraro mora ampifanarahana amin’ny tenue rehetra. 🥰

💰 35.000 Ar
📏 Pointures disponibles : 16 & 17
⚠️ Stock limité — aza miandry ho lany ny pointure!
📩 Tongava haingana ao amin’ny mp

enfantia — grandir avec joie 💛

**********

🇫🇷 👟 Petit modèle, maxi style ! 🤎
Pour les petits qui ont besoin d’une paire confortable, pratique et stylée pour la rentrée ✨

Un modèle pensé pour le quotidien :
🤎 Double scratch → facile à enfiler et à ajuster
🤎 Avant renforcé → pour mieux protéger l’avant
🤎 Semelle caoutchouc à relief → pour une meilleure stabilité
🤎 Col rembourré → plus de confort pour les petits pieds

Et ce design ? 😍
Simple, propre et tellement classe ! Facile à porter avec toutes leurs petites tenues.

💰 35.000 Ar
📏 Pointures disponibles : 16 & 17
⚠️ Stock limité — ne laissez pas filer la pointure qu’il vous faut !

📩 Commande vite en MP

enfantia — grandir avec joie 💛


🚨ALERTE ⚠️🔴 RY RAY AMAN-DRENY,Mety mbola mandeha mianatra isan’andro ny zanakao.Mety mbola mihomehy sy milalao rehefa ao...
03/09/2026

🚨ALERTE ⚠️

🔴 RY RAY AMAN-DRENY,

Mety mbola mandeha mianatra isan’andro ny zanakao.
Mety mbola mihomehy sy milalao rehefa ao an-trano.

Fa… tena fantatrao ve izay iainany any an-tsekoly?

Misy ankizy voan’ny harcèlement scolaire nefa mangina.
Tsy miteny satria matahotra.
Tsy miteny satria menatra.
Tsy miteny satria mieritreritra hoe “aleo ihany fa sao vao mainka hiharatsy.”

Ary isika ray aman-dreny indraindray, tsy mahita afa-tsy hoe:

👉 “Tsy te hianatra fotsiny izy.”
👉 “Mora tezitra be amin’izao izy.”
👉 “Zaza ihany ange ka hifandamina ihany.”
👉 “Angamba namany fotsiny no nifanditra taminy.”

⚠️ FA MITANDREMA.

Rehefa miverimberina ny fanesoana, ny fanilikilihana, ny fanalam-baraka, ny fandrahonana na ny fampijaliana, tsy “adin-jaza” intsony izany.

Ary aza miandry hoe vao misy ratra hita amin’ny vatany vao raisinao ho zava-dehibe.

Henoy ny zanakao. Jereo ny fiovany. Anontanio izy.

Raha lasa tsy te handeha hianatra tampoka izy,
raha mihidy am-po,
raha very fahatokisan-tena,
raha matahotra olona na toerana iray,
raha miova tampoka ny toetrany…

AZA ATAO HOE “PHASE” FOTSINY.

💛 Indraindray, ny zanaka tsy mila torohevitra avy hatrany.

Mila olona hihaino azy izy.
Mila olona hino azy izy.
Mila mahafantatra izy fa misy olon-dehibe hijoro hiaro azy.

🚨 Ry parents, aza miandry ny zaza hiteny hoe “ampio aho” vao manomboka mihaino.

Anontanio izy. Henoy izy. Raiso ho zava-dehibe izay lazainy.

Satria mety ho zavatra kely amintsika…
fa mety ho tontolo iray manontolo ho an’ny zanatsika. 🤍

Arovy ny fahazazany. Aza avela hijaly irery izy.

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mebellah Arii, Igor Haja Andrianarison, Gracia Marinos, Misaina Ranaivoarison
02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mebellah Arii, Igor Haja Andrianarison, Gracia Marinos, Misaina Ranaivoarison

Miverina misy indray ry reto ity ensemble tinareo be ty an 🥰🥰Sady niampy ny couleur disponible an 😘 Ireto avy: 🔥 beige🔥 ...
01/09/2026

Miverina misy indray ry reto ity ensemble tinareo be ty an 🥰🥰
Sady niampy ny couleur disponible an 😘
Ireto avy:
🔥 beige
🔥 bleu ciel
🔥 bleu marine
🔥 jaune
🔥 rose

Pour les trésor 1 à 4 ans 🥰

Izay mailamailaka afaka tonga dia miditra mp fa tsy dia betsaka izy io sao lany indray 😘.

Enfantia🧸 Grandir avec joie



🥶 MANGATSIAKA BE NY MARAINA… MAMAN, JEREO KELY NY ZAZA ❤️Rehefa miova ny andro, indrindra izao mangatsiaka izao, dia met...
01/09/2026

🥶 MANGATSIAKA BE NY MARAINA… MAMAN, JEREO KELY NY ZAZA ❤️

Rehefa miova ny andro, indrindra izao mangatsiaka izao, dia mety hahita zavatra toy izao isika:

🤧 orona mitsonika
😷 kohaka
🌡️ tazo
😴 zaza somary malemy na tsy mazoto homana

Fa tsy ny hatsiaka mihitsy no mahatonga ny sery fa virus no tena mahatonga azy. Ary amin’ny vanim-potoana mangatsiaka dia mety ho mora miparitaka kokoa ny aretin’ny taovam-pisefoana.

👉 Ka inona no azon’i Maman atao?

🧥 Ataovy mifanaraka amin’ny andro ny fitafian’ny zaza
💧 Amporisihina hisotro tsara
🧼 Sasao matetika ny tanana
🌬️ Ataovy madio sy misy rivotra tsara ny toerana iainany
🤧 Ary raha misy marary ao an-trano, tandremo ny fifampikasohana akaiky

🚨 Fa raha sahirana miaina ilay zaza, tsy misotro tsara, tena malemy, na mihamafy ny soritr’aretina → aza miandry, manatona mpitsabo.

💛 Satria ny fikarakarana kely ataontsika isan’andro dia anisan’ny zavatra lehibe indrindra ho an’ny zanatsika.

Maman, mangatsiaka be ve koa ny maraina any aminareo amin’izao? 🥶👇

Lazao ao commentaire ⬇️
Ary partage-o amin’i Maman iray izay mety hahasoa azy ity. ❤️

enfantia — grandir avec joie 🧸💛


.

🥶 Maman a… tena nangatsiaka kosa androany zay  e ! 😭😂Indrindra amin’izao alina izao … ikala mannequin zao efa mifono cou...
31/08/2026

🥶 Maman a… tena nangatsiaka kosa androany zay e ! 😭😂

Indrindra amin’izao alina izao … ikala mannequin zao efa mifono couverture be, nefa mbola miteny hoe :

« Mangatsiaka aho maman… 🥹 »

Iza koa no manana zaza mora mangatsiaka rehefa alina ? 🙋‍♀️😂

Raha 3 ans -9 ans izy dia ➡️Tongava malaky ao amin’ny mp fa homenay pyjama polaire oatran’ity an’i Mannequin ty ❤️🤍

🧸 Doux
🔥 Mafana tsara
😴 Mampahazo aina rehefa matory

Ary ilay tena mampiteny mintsy rehefa maraina hoe :

« Mbola 5 minutes maman a… » 😂😂

💛

📩 Alefaso MP ny commande-nao na tonga dia antsoy ny 0348659922 sao tsy hahazo eo ny harenakely 🎈

enfantia — grandir avec joie 💛



🎒👀 S-1… Ahoana ny fiainana ao ry Maman ? 😂Efa manomboka miomana ve ny routine ao an-trano e ?⏰ Réveil maraina…👕 “Inona i...
31/08/2026

🎒👀 S-1… Ahoana ny fiainana ao ry Maman ? 😂

Efa manomboka miomana ve ny routine ao an-trano e ?
⏰ Réveil maraina…
👕 “Inona indray no hampanaovina an’ity zaza ity ?” 😅
🎒 Ary ilay rentrée… efa mandondòna eo am-baravarana mihitsy ab ! 😂

Fa mbola mangatsiaka be ny maraina anie e 🥶❄️
Iza zao ilay mbola mieritreritra hoe :
👉 “Ahoana no hamohazako an’ity zaza ity ?” 😂

courage ! 💪😂
Fa aza miala lavitra aloha… 👀💛
Ho avy tsy ho ela ny articles spécial rentrée 🎒✨

En attendant, mirary bonne journée sy bonne semaine ho anareo rehetra ! 🌞💛

enfantia, grandir avec joie 💛

28/08/2026

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Enfantia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share