06/12/2025
❗❗🥰 NÉBULISEUR – NOUVEAU MODÈLE PORTABLE 🥰❗❗
Natao mora vidy indrindra—29.000 Ar fotsiny—
Ity nébuliseur portable ity dia mifanaraka amin’ny ankizy sy ny olon-dehibe, ka tena ilaina indrindra amin’izao fotoanan’ny kohaka sy sery izao.
✔ Double masque (kely sy lehibe)
✔ Azo anaovana évoko sy aérosol
✔ Manampy amin’ny kohaka, sempotra, grippe
✔ Mampisokatra tsara ny tratra indrindra rehefa manahirana ny fofonaina
✔ Azo entina na aiza na aiza
✔ Mandeha amin’ny pile R6 roa na USB
Tena mahasoa ho an’ny zaza mikohaka, sempotra, na asthme . Izy koa dia azo ampiasaina amin’ny olon-dehibe mila fitsaboana maivana haingana sy azo antoka.
➡ Fomba fampiasana :
Asiana sérum physiologique (SSI) na ranompanafody avy amin’ny dokotera.Mora, azo antoka ary mahomby.
Aza tara indray !
Efa natao promotion manokana mba hahafahan’ny rehetra misitraka azy.
📌 Prix : 29.000 Ar
🚚 Livraison : Tana / Province
📞 Contact : 034 10 599 64