Shop Naka

Shop Naka VONONA ANOME FAHAFAHAM_PO ANAREO HATRANY
MANKASITRAKA NY @ FAHATOKISANA TOMPOKO

✅ tsy hanenenanao ny mampiasa ity cocotte minute ity, efa maro no afapo,ilay modèle taloh no mandalo , vetivety loatra d...
17/09/2025

✅ tsy hanenenanao ny mampiasa ity cocotte minute ity, efa maro no afapo,ilay modèle taloh no mandalo , vetivety loatra dia masaka ny voamaina sy ny tongotromby sns
✅Kalitao tena tsara sady mateza,tsy misy atahorana ny fampiasana azy , aluminium

✅6,5l 90 000ar
5l 80 000ar

Mbola misy ilay cocotte minute BABA vita avy any Inde a Modèle sy marque efa taloh be no niverina kely,izay efa nampiasa...
12/08/2025

Mbola misy ilay cocotte minute BABA vita avy any Inde a

Modèle sy marque efa taloh be no niverina kely,izay efa nampiasa mahalala azy tsara

Aluminium izy io (induction ihany no tsy mety aminy), afapo avokoa izay nanjifa fa araraoty,ny charbon raha teo efa tena lafo ka andao hitsitsy e!

6,5l 90 000ar
5l 80 000ar

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay fa mbola tsy manana point de vente

📢 Tonga ilay Cocotte minute mety amin induction (inox) ela niandrasana 😊 mety amin'ny fatana rehetra mihitsy ✅ Vetivety ...
04/04/2025

📢 Tonga ilay Cocotte minute mety amin
induction (inox) ela niandrasana 😊 mety amin'ny fatana rehetra mihitsy

✅ Vetivety dia masaka ny voamaina sy ny tongotromby sns ,tena mitsitsy courant,

✅ Matevina sady mavesatra,afaka miteste ianao vao mandoh vola

⛔ Mbola misy ihany koa ilay modèle sy kalitao taloh,tsy mety amin induction (aluminium)
,✅ Tsindrina ny sary dia ao ny prix sy ny momba azy a!

☎️Mp avy hatrany ary a,manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay !

Ireto jirojiro ireto a,afaka ampiasaina foana na vita fety ary ✨🌟Mahasolo veilleuses sady mihaja ery, chargable a!Vaovao...
12/12/2024

Ireto jirojiro ireto a,afaka ampiasaina foana na vita fety ary ✨🌟
Mahasolo veilleuses sady mihaja ery, chargable a!

Vaovao sous carton,dia manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay fa mbola tsy manana point de vente

Andao haingona amin'ilay mahatamana be ny trano e😍Misy karazana décoration murale iretoIanao te anome cadeaux miavaka ho...
10/12/2024

Andao haingona amin'ilay mahatamana be ny trano e😍

Misy karazana décoration murale ireto
Ianao te anome cadeaux miavaka ho an namana,olontiana sns ,tena mety be

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay !
Efa amin'ny sary ny prix

Ndao anaingo trano fa efa akaiky ny fety 🌲☃️ Ty miroir ty zao tena tsara no lehibe 153*40cm , misy fiankinany ihany koa1...
28/11/2024

Ndao anaingo trano fa efa akaiky ny fety 🌲☃️
Ty miroir ty zao tena tsara no lehibe 153*40cm , misy fiankinany ihany koa

125 000ar vaovao sous carton

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra hatrany izahay

📛Tonga ary ny 2 ème vague @ ilay cocotte minute BABA a,MADE IN INDIAIzy ity mo ilay kalitao sy modèle taloh ireny no man...
10/08/2024

📛Tonga ary ny 2 ème vague @ ilay cocotte minute BABA a,MADE IN INDIA

Izy ity mo ilay kalitao sy modèle taloh ireny no mandalo kely.(zay efa nampiasa mahalala azy tsara)

Vetivety dia masaka ny voamaina sy ny tongotromby!

Prix 6,5l :90 000ar
5l :80 000ar
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra

Te hadio sy hiaro ny rindrina tsy ho voan ny menaka sy ny entona ve ianao  rehefa manendy na mahandro sakafo?Manampy be ...
04/07/2024

Te hadio sy hiaro ny rindrina tsy ho voan ny menaka sy ny entona ve ianao rehefa manendy na mahandro sakafo?
Manampy be anao ity

Anti Éclaboussure

Amin'ny vidiny 10 000ar
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra !

⛔ Youpala musical 75 000arAndahy sy ambavy kely☎️034 97 220 77 na mp avy hatranyManao livraison sy mandefa any amin'ny f...
17/04/2024

⛔ Youpala musical 75 000ar
Andahy sy ambavy kely

☎️034 97 220 77 na mp avy hatrany

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay !

Tsy mazaka mandro @ rano mangatsika ve ianao nefa maika lava ?ny andro raha teo efa mangatsika.Ny charbon tena lafoManam...
16/04/2024

Tsy mazaka mandro @ rano mangatsika ve ianao nefa maika lava ?ny andro raha teo efa mangatsika.Ny charbon tena lafo

Manampy be anao ity bouloire ity satria 2,5l ; tena lehibe indray mandeha ihany dia ampy sady vetivety dia vita,mitana hafanana be ihany koa satria :

VISTA FRANCE INOXYDABLE ;55 000AR

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

Address

Immeuble ORANGE 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Naka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share