18/06/2021
Manimanitra fetim-pirenena!
Misy lalao kely ity atolotra ho anareo, mety hahazoana simenitra Orimbato hatramin'ny 2 taonina be izao!
Tsotra ny fandraisana anjara:
- Ampiasao ito haingo photo de profil Holcim - Tsindrio ny hoe "Essayer" na tsindrio ito rohy ito: www.facebook.com/profilepicframes/?selected_overlay_id=582982772682631
- Soraty anaty commentaire ny hoe " Tiako ny simenitra vita Malagasy"
- Hasao ny namanao hanao "j'aime" ny commentaire-nao.
Ireo commentaire mahazo j'aime betsaka indrindra sy nampiasa ilay haingo-na photo de profil dia hahazo:
1 - Simenitra Orimbato 2taonina
2- Simenitra Orimbato 1taonina
3- Simenitra Orimbato 10 lasaka
Alefa ary!!!
Amin'ny alarobia 30 jona amin'ny 12ora atoandro no mifarana ny lalaontsika!