09/01/2026
Hizara astuce indray isika aloha vita fety izao π
π Raha somary mararirary na mavesabesatra fotsiny ary ny vavony dia izao indray atao π
β Maka ovy 1 sasao hadino tsara d voasana ary avy eo rapeo ka tsihifina dia iny ranon ovy azo teo iny no sotroina vao maraina b mbola ts mihina kanina dia aprΓ¨s 30mn vao misakafo β
Andramo fa ho hitanao ny vokatsa ho azo
π₯ Atao une semaine ny traitement π₯
Izay ary aloha fa @ manaraka indray e Mankasitraka antsika manaraka ny page foana e πββοΈ