Lucia Cosmetics

Lucia Cosmetics Lucia Cosmetics en ligne
Livraison : Tana - Province
Contact : 032.77.770.13

‼️‼️MBOLA DISPONIBLE CICALFATE ‼️‼️TENA TSARA AZO ANTOKA TANTERAKA
02/09/2025

‼️‼️MBOLA DISPONIBLE CICALFATE ‼️‼️TENA TSARA AZO ANTOKA TANTERAKA

Colis lasa androany Mankasitraka hatrany amin'fahatokisana tompoko 🙏❤️ 👉 Ho anareo any amin'faritra afaka mandefa ny ent...
25/07/2025

Colis lasa androany Mankasitraka hatrany amin'fahatokisana tompoko 🙏❤️
👉 Ho anareo any amin'faritra afaka mandefa ny entanareo izahay ary azo antoka tsara fa tonga any aminareo ny entana tompoko ❤️
👉 Aza adino fa 3000Ar hatrany ny frais de livraison anay faritra .

👉🔴🔴 HEY 48H anie dia efa mahita fiovana e🙌       MADE IN FRANCE CRÈME RÉPARATRICE PROTECTRICE cicatrice Manala ny imperf...
24/07/2025

👉🔴🔴 HEY 48H anie dia efa mahita fiovana e🙌
MADE IN FRANCE
CRÈME RÉPARATRICE PROTECTRICE cicatrice

Manala ny imperfections navelan'mony sy ireo tache sarotra afaka ary mihamazava ny tarehinao

🌨️ CICALFATE+ AVENE 40ML MADE IN FRANCE
👉 Pour toutes types de peau
👉Manala cicatrice ihany koa tena mampiavaka azy
👉Manasitrana ao anatin’ny 48H Monja
💧 Hydrantant 24h
👉 Miaro sy manadio ny hoditra

Ity crème ity dia mampitony, manadio ary manampy amin’ny fanarenana haingana ny hoditra marefo, mena na maina loatra.
Cicalfate+ : Miaro ny hoditra aorian'ny masoandro !

▪️Mety amin'hoditava rehetra - enfants - adultes
DATE DE PÉREMPTION : 05- 2027
Livraison tana - province
Contact : 0327777013
STOCK TRES LIMITÉ

✨TSARA HO FANTATRAO✨👉Aona ny hamatarana fa PEAU GRASSE IANAO? Tsara ho fantatra ny type de peau hafahanao mijery ny  tsa...
04/05/2025

✨TSARA HO FANTATRAO✨

👉Aona ny hamatarana fa PEAU GRASSE IANAO?

Tsara ho fantatra ny type de peau hafahanao mijery ny tsara tokony atao amin'tarehanao❤️

1- Mangirana be ny tarehy amin'maraina
2- Mahatsapa hoe miteraka menaka be ny tarehy
3- Misokatra ny masokoditra na hoe pore
4- Hoditra tsy mitovy misy tache kely be dia be
5- Hoditra mangirana mandritra ny tontolon'ny andro ary tsy mitàna ny maquillage fa mora miala
6- feno point noir sy mony matetika

📌Araho ny page fa mbola maro ny mahasoa sy ny tsara ho fantatra ho zaraiko aminareo 👈

🔴Abonné vous Lucia Cosmetics 🔴

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lucia Cosmetics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share