Romy Art ofisialy MC Animateur professionnel

Romy Art ofisialy MC Animateur professionnel MAÎTRE DE CÉRÉMONIE / ANIMATEUR COACH DE DANSE COACH FITNESS ORCHESTRE / SONORISATION/ LUMIÈRES EFFET SPÉCIAUX DJ
Contact ☎️ 0348999502 Romy Art 🎤

07/09/2026

💍🔥 ANDRAMO HIFANINANA KELY 😍💃🕺
👉 Raha ianao no mpivady, iza no tianao: ouverture romantique ❤️ sa ouverture explosive 🔥 ?
Ny sasany manao ouverture tsotra…
Fa ny sasany kosa manao azy ho SHOW tena tsy hay hadinoina! 😍🔥
💃 Chorégraphie sur mesure
🕺 Apprentissage pour les futurs mariés
❤️ Romantique • Élégant • Moderne
🎶 Dihy mifanaraka amin'ny hira safidinareo
💬 ROMANTIQUE ❤️ sa EXPLOSIVE 🔥 ?
Soraty eo ambany ny safidinao 👇👇
Ary tag-o ilay olona hiara-manao ouverture aminao! 😍💍
📩 Pour réservation & infos : Inbox

🔥💍 MARIAGE 2026 – VONONA VE IANAO? 💍🔥Ny mariage tsy fety fotsiny… fa andro iray tsy maintsy ho tadidin’ny rehetra! ❤️✨🎤 ...
02/09/2026

🔥💍 MARIAGE 2026 – VONONA VE IANAO? 💍🔥
Ny mariage tsy fety fotsiny… fa andro iray tsy maintsy ho tadidin’ny rehetra! ❤️✨
🎤 Mila Animateur professionnel hampiakatra ny ambiance?
💃 Mila animation originale hampandihy ny invités?
🔥 Mila programme feno rires, jeux, danse & surprises?
👉 Romy Art Officiel no vonona hiaraka aminareo hanome ambiance exceptionnelle amin’ny andro lehibe! 🎉
💬 Ho anao manomana mariage: alefaso MP dieny izao 📩
📅 Réservation Wedding Madagascar 2026 efa misokatra!
👇 Raha ianao no hanambady amin’ity 2026 ity, soraty hoe “MARIAGE” ao amin’ny commentaire! ❤️🔥
Tag-o koa ilay namanao efa mikasa hanambady! 😍💍

30/08/2026

💍🔥 MANKASITRAKA TAMIN’NY FAHATOKISANAO ❤️ | WEDDING MADAGASCAR 2026 🇲🇬
Misaotra indrindra anareo mpivady tamin’ny fahatokisana an’i Romy Art hiara-hamorona ambiance tsy hay hadinoina tamin’ny andro lehibe! 🥰🎤💃🕺
Ny tsiky, ny dihy, ny hafaliana ary ny ambiance niarahana taminareo no tena mampahery anay hanohy hatrany. ❤️🔥
🙏 Misaotra ny fianakaviana sy ny vahiny rehetra tamin’ny fiaraha-mientana!
💍 WEDDING MADAGASCAR 2026
Mitady MC & Animateur professionnel hampafana ny mariage-nao ve ianao? 🎤🔥
👉 Romy Art Officiel no vonona hiaraka aminao hanome: ✨ Animation mariage
🎤 MC / Maître de cérémonie
💃 Animation & danse
🔥 Ambiance garantie
❤️ Souvenirs inoubliables
📲 Réservation / Contact : 034 89 995 02
💬 Ahoana ny hevitrao: inona no tena mampafana mariage iray — 🎤 animation sa 💃 danse?
👇 Lazao ao amin’ny commentaire!
🇲🇬





27/08/2026

🔥 OUVERTURE DE MARIAGE : FAIRE DANSE, FAIRE EMOTION, FAIRE SOUVENIR ! 💍❤️💃🕺
Ny ouverture de mariage tsy hoe mandihy fotsiny… fa moment spécial izay hahatsiarovan’ny rehetra anareo roa mandrakizay. 🥰✨
💃 Te hanao ouverture mariage original ve ianao? 🕺 Te hampitolagaga ny invités? ❤️ Te hanana chorégraphie mifanaraka amin’ny couple sy ny musique tianareo?
👉 Cours de danse ouverture mariage disponible !
Mampianatra tsikelikely, na débutant aza dia afaka. 🔥
💬 Ary ianao… raha hanao mariage ianao, tianao ve ny ouverture romantique ❤️ sa ouverture tena mampi-ambiance 🔥?
👇 Lazao ao amin’ny COMS ny safidinao: ❤️ ROMANTIQUE sa 🔥 AMBIANCE ?
📲 Contact : 034 89 995 02
✨ Romy Art — Chorégraphe | Prof de Danse | Animateur professionnel
🇲🇬 Wedding Madagascar 2026

💍❤️ NY ANDRO IRAY IHANY… FA NY SOUVENIR MANDRAKIZAY!Ny ouverture mariage dia tsy danse fotsiny…✨ fotoana iray ahafahanao...
26/08/2026

💍❤️ NY ANDRO IRAY IHANY… FA NY SOUVENIR MANDRAKIZAY!
Ny ouverture mariage dia tsy danse fotsiny…
✨ fotoana iray ahafahanao mampiseho ny fitiavanareo,
🔥 mampientanentana ny vahiny,
😍 ary mamorona souvenir tsy hay hadinoina!
💃 Mianara chorégraphie mariage
🕺 Entrée des mariés
🎶 Danse couple
🔥 Animation & ambiance
💬 Raha ianao no mpivady, inona no tianao ho tsaroan'ny vahiny indrindra amin'ny mariage-nao? ❤️👇
📩 Réservation / cours : MP

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ra Franck, Miora Tatamo, Hasina Mahefa, Notahin's Andreas, Roselin Kristianot,...
26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ra Franck, Miora Tatamo, Hasina Mahefa, Notahin's Andreas, Roselin Kristianot, Tiana Sandra, Tolotra Fanomezantsoa, Rinah Andriambololona, Irène Ignace

💍❤️ MANKASITRAKA TAMIN’NY FAHATOKISANA! ❤️💍Fisaorana lehibe ho anareo mpivady sy ny fianakaviana nanome fahatokisana ahy...
25/08/2026

💍❤️ MANKASITRAKA TAMIN’NY FAHATOKISANA! ❤️💍
Fisaorana lehibe ho anareo mpivady sy ny fianakaviana nanome fahatokisana ahy hitantana sy hanao animation ny mariazinareo 🙏🥰
Ny fahatokisanareo no manosika ahy hiasa amin’ny fo manontolo, hamorona ambiance, hampifaly ny vahiny ary hahatonga ilay andro manan-danja ho souvenir tsy hay hadinoina 🎤🔥💃🕺
🙏 Misaotra tamin’ny confiance, misaotra tamin’ny accueil, ary misaotra tamin’ny fiaraha-miasa!
💍 Votre mariage, votre bonheur, notre ambiance ! ❤️🔥
🎤 Romy Art – MC / Animateur professionnel événements

Mankasitraka 🙏 Orchestre Rova mozika
25/08/2026

Mankasitraka 🙏
Orchestre Rova mozika

🤣💍 MARIAGE TSY CONCOURS DE BEAUTÉ IHANY E! 😂🔥Fa lazao ary… inona no tena mampafana mariage? 👇😏🍗 Sakafo tsara?🎂 Gâteau ts...
25/08/2026

🤣💍 MARIAGE TSY CONCOURS DE BEAUTÉ IHANY E! 😂🔥
Fa lazao ary… inona no tena mampafana mariage? 👇😏
🍗 Sakafo tsara?
🎂 Gâteau tsara?
🎶 DJ mahay?
💃 Sa ANIMATION MAHAFINARITRA ka na ilay olona hoe “tsy mandihy aho” aza lasa eny amin’ny piste? 😂😂
Ny mariage tsara dia tsy ilay hoe “tonga, nisakafo, nody” fotsiny…
Fa ilay mampihomehy, mampandihy, mampifaly ary mamela souvenir tsy hohadinoina! ❤️🔥
🎤 Romy Art Officiel – Animateur Professionnel
💍 Animation mariage • Jeux • Ambiance • Danse • Ouverture de bal
👉 Ary ianao, inona no tena tsy maintsy misy amin'ny mariage vao lazainao hoe “TENA NAFAKA BE!”? 😂👇
COMmentez eto fa tiako ho fantatra!
📅 Wedding Madagascar 2026 – Réservation ouverte
📞 034 89 995 02

25/08/2026

💍🔥 OUVERTURE & ENTRÉE DE SALLE – DANSE MARIAGE 🔥💃🕺
Te hanambatra élégance ❤️ + ambiance 🔥 + surprise 😍 amin’ny mariage-nao ve ianao?
🎶 Mampianatra danse ouverture de bal 💃 Chorégraphie ho an’ny mariés 🕺 Danse ho an’ny entrée de salle 👰🤵 Duo, couple na groupe ✨ Création chorégraphie mifanaraka amin’ny hira tianareo
Aza avela ho entrée tsotra fotsiny ny mariage-nao 😍
Ataovy entrée mémorable, hampiteny hoe: “Waaaouh 🔥😍” ny vahiny rehetra!
📍 WEDDING MADAGASCAR 🇲🇬💍 📲 Réservation & infos : 034 89 995 02 🎤 Romy Art – Animateur | Chorégraphe | Prof de Danse
👉 Wedding Madagascar, ny entrée tsara no manomboka ny ambiance! 🔥💍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Romy Art ofisialy MC Animateur professionnel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share