03/09/2026
💢 Ndao ampiasa papier PH
✔ Inona ny antony?
👉 Ampiasaina hijerena ny hatsaran'ny vokatrao
👉 Ilainao izy io rehefa manitsy ny pH ny vokatra ara-tsakafo,kosmetika,rehefa manao fitiliana rano: alohan'ny fampiasana (fisotroana, ranom-boankazo, fanodinana, piscine sy ny sisa...),ilainao rehefa manao fitiliana pH ny tany
👉Misoroka ny loza mety hitranga rehefa ampiasain'ny mpanjifa ny vokatrao
✔ Tombony:
👉 Ao anatin'ny segondra monja dia ho hitanao ny valin'ny adrana nataonao
👉 Tsy mila herinaratra na milina
👉 Vokatra voatahiry tsara, tsara kalitao, tsara fatra
👉 Manena ny vola miala aminao, kalitao voafehy, tsiro tsara indrindra
👉 Fiarovana ny vokatrao tsy ho simba
✔ Aza adino fa:
⚠️ Ny tsy fanaovana fitiliana pH dia miteraka risque sy mety animba ny kalitao ny produit
✔ Ahoana ny fomba fampiasana azy?
Araraka eo ambony Ilay papier PH ny akora tinao ho jerena aminy
👉 Papier PH " 0 à 14 échelle" no amidy ato aminay.
💰 Vidiny : 👉 1800Ar ny iray
🏠 Azo jifaina ety Andranobevava sy Andranomena
☎️ 034 68 048 52 - 038 49 113 65