GAS'confection

GAS'confection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GAS'confection, Shopping & retail, Soavimasoandro, Antananarivo.

Coucou🙋 Ela ela zay an... Efa niverina indray izahay ato  ny Gas'confection✌Robe tendance be sady  mirary an😊-détail: -e...
01/06/2022

Coucou🙋
Ela ela zay an... Efa niverina indray izahay ato ny Gas'confection✌
Robe tendance be sady mirary an😊
-détail:
-en gros:
Mandefa ihany koa izahay an💋😘

Salama ooo... Misy hatrany ny short... Ary efa misy ian koa izao ny short 2 en 1(manana loko 2 ny 1)-prix de gros:-9.000...
19/09/2020

Salama ooo...

Misy hatrany ny short... Ary efa misy ian koa izao ny short 2 en 1(manana loko 2 ny 1)
-prix de gros:-9.000ar(plus de 5)
-8.500ar(plus de 10)
-taille:standard
Afaka manao livraison..
Mandefa any ian koa an
Aza msalasala fa tongava Mp....

Contact: 032 47 244 80

Miarahaba antsika rehetra ooo😊Arrivage haut stylé 👗👕Prix: 12.000ar fotsiny😍Taille: standard❤Tonga dia miditra mp avy hat...
17/08/2020

Miarahaba antsika rehetra ooo😊
Arrivage haut stylé 👗👕
Prix: 12.000ar fotsiny😍
Taille: standard❤
Tonga dia miditra mp avy hatrany na miantso ny 0324724480😘😘

Bonsoir daholy ooo😘Aza adino fa misy fona ny short sy ny Ensemble aty aminay an! Ary  mirary😊😊mp avy hatrany ary raha ma...
18/05/2020

Bonsoir daholy ooo😘
Aza adino fa misy fona ny short sy ny Ensemble aty aminay an! Ary mirary😊😊mp avy hatrany ary raha mahalina anao

19/03/2020

Shopping & retail

Mis ian koa ni Ensemble ambony ambani amin'ilay tsara kalitao amin'ny endriny maro samy hafa prix détaille  : 75.000 fmg...
10/03/2020

Mis ian koa ni Ensemble ambony ambani amin'ilay tsara kalitao amin'ny endriny maro samy hafa prix détaille : 75.000 fmg na 15.000ar ny complet.

Izahay ato @ GAS 'confection dia mivarotra sy mandray commande.  Short am ilay tsara kalitao.  afaka misafidy marque.  p...
10/03/2020

Izahay ato @ GAS 'confection dia mivarotra sy mandray commande. Short am ilay tsara kalitao. afaka misafidy marque. prix : 11.000 ar na 55 000fmg
Tel :+26132 47 244 80
mis loko samy hafa ary endriny maro samy hafa iany ko ah

Address

Soavimasoandro
Antananarivo
101

Telephone

+261325384566

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GAS'confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share