13/08/2026
❇️C’est bientôt la rentrée des classes 🥰☺️
👉🏻Jifao dieny izao ny sac de repas 🍽️🥘 an’ny kilonga ki an!!! @ le 🍒 🍒
👉🏻Afaka hoe hoan’i papa na i maman ihany koa an! Entina miasa 🕵️♀️👮👷♂️🧑⚕️👨🌾👩🎓👨🎓👩🏫👩🏭👩💻🧑💻
❌Tsy mila mitady fitoerany intsony f tonga d ´efa io mahafatifaty kely io 💖
Miaraka @ 🍴 🥄 efa misy fitoerany ihany koa