Andréa Collection

Andréa Collection Vente accessoires et vêtements de mode 😉😍

Disponible de suite indray ny eyeliner stamp antsika ooo 🫶🏻🥰 Manomboka rahampitso ny livraison 😉😘12.000ar au lieu de 15....
23/08/2026

Disponible de suite indray ny eyeliner stamp antsika ooo 🫶🏻🥰
Manomboka rahampitso ny livraison 😉😘
12.000ar au lieu de 15.000ar hatrany ny ato amin'ny Andréa Collection
Alefaso haingana ny mp ary 😊🫶🏻

21/08/2026

Ho an'ireo izay mbola tsy nahazo 😉ireo efa nanao commande fa tsy nahatratra ilay vague farany teo iny 🤗, dia tonga indray ny vague manaraka 💗🥰
Alefaso ny commande ao amin'ny mp haingana fa vitsy ny disponible amin'izy ity ❣️
Mp: lieu de livraison +contact 😊
Frais de livraison à prtir 3.000ar 🥰☺️

Efa miala any ny arrivage 👌❣️❤️
20/08/2026

Efa miala any ny arrivage 👌❣️❤️

Arrivage manjakely ô 🫶🏻❤️ Hachoir electrique chargeable 🤗😊 Pratique be no tsy mandany andro ary azo antoka tsara ny saka...
18/08/2026

Arrivage manjakely ô 🫶🏻❤️
Hachoir electrique chargeable 🤗😊
Pratique be no tsy mandany andro ary azo antoka tsara ny sakafo atao aminy 👌
Tsy mila hoe hamizaka tantana intsony fa amin'ny maha chargeable azy dia bouton no tsindrina rehefa hanodina sakafo aminy dia vita 🙃😊
Ataontsika 17.000ar izy ato amin'i Andréa collection ❣️
Disponible en couleur vert💚 et blanc 🤍
Alefaso ny commande ao amin'ny mp fa tsy dia maro ny stock disponible ato an ❤️
Manao livraison na eto Tana na any amin'ny faritra 💗

Frais de livraison 50% 🙃❣️ Izay rehetra efa naka ilay eyeliner stamp ka mbola haka ity lingette ity dia ataontsika 50% d...
17/08/2026

Frais de livraison 50% 🙃❣️
Izay rehetra efa naka ilay eyeliner stamp ka mbola haka ity lingette ity dia ataontsika 50% daholo ny frais de livraison 🥰 lot de 3pièces de lingette 5.000ar seulement, alefaso haingana ny mp raha hanao commande 🤗😍🥰

Disponible de suite chez Andréa Collection 😊🥰 Mini lingette démaquillant pour eyeliner 🙃🫶🏻 Lot de 3 pièces 5.000ar seule...
17/08/2026

Disponible de suite chez Andréa Collection 😊🥰
Mini lingette démaquillant pour eyeliner 🙃🫶🏻
Lot de 3 pièces 5.000ar seulement 😍😉
Avantage: kelikely homby paosy 👌
Tsy mibahan-toerana 🤗
Tsy misy fofona 😇
Mety amin'ny hoditra rehetra 🫶🏻
Mp pour commander dia misy lieu de récupération ❤️🥰
Afaka manao livraison ihany koa à prix réduit 😍🤗

Bonsoir 😊 Herin'andro vaovao indray dia andao hizarana bon plan vaovao ato amin'i Andréa Collection 😉❣️ Maro ny nilaza h...
17/08/2026

Bonsoir 😊
Herin'andro vaovao indray dia andao hizarana bon plan vaovao ato amin'i Andréa Collection 😉❣️
Maro ny nilaza hoe toa permanent ilay Eyeliner stamp dia eny water proof izy io izany hoe na lenan'ny rano aza dia tsy miala 🥰
Dia inona ary izany no hamafana azy rehefa tiana hesorina e? 🙃🤗
Ity misy mini lingette démaquillant afaka anesorana azy 👌❤️
Sady kelikely mafatifaty kely homby anaty paosy izy ity mba tsy hanahirana antsika ny mitondra azy etsy sy eroa 😍❣️
Alefantsika par pack ary e 😇🥰
Izy 3 ireto no 5.000ar seulement 🤩🫶🏻
Dia asiantsika lieu de récuperation amin'izay tsy sahirana sy lany amin'ny frais de livraison nefa tokony hahazo maromaro 😉🙃
Kouni e 😍❤️
Alefaso ny commande ao amin'ny mp ary fa vitsy ihany no disponible an ❣️🤗

Bonjour la famille 🫶🏻🤗 Tapitra androany iny ny herin'andro iny 🥱😊 Isaorana ianareo clients rehetra nandray anjara tamin'...
16/08/2026

Bonjour la famille 🫶🏻🤗
Tapitra androany iny ny herin'andro iny 🥱😊
Isaorana ianareo clients rehetra nandray anjara tamin'ity herin'andro ity ☺️
Dia izao ilay eyeliner stamp tena efa mihavitsy kely sisa no ato ka mandefasa mp haingana ireo izay mbola te hanao commande mba hahazo amin'ilay ato fa amin'ny herin'andro indray vao hisy arrivage 🥰☺️
12.000ar au lieu de 15.000ar hatrany ny ato amin'i Andréa Collection an ❤️
Dia iangaviana ireo commande efa confirmée rehetra mba handefa mp azafafy fa misy olana kely ny mp dia tsy misy hita ilay commande anareo azafady indrindra tompoko 🙏🏼🥺
Hisy zava-baovao tsara be atsy ho atsy fa aza miala lavitra an 😉😍
Hoavy ihany koa ny cadeau maro samy hafa fa aleo handamina kely izahay aloha 🙏🏼🫶🏻🤗
Mirary Alahady mahafinaritra 😍❤️
Io ny photo réelle ho an'ireo izay mitady photo réelle ❣️🙃

Story time kely tamin'ity herin'andro ity 😉🥰 Tena somary sahirana kely izahay nanomboka ny Talata sy Alarobia iny satria...
15/08/2026

Story time kely tamin'ity herin'andro ity 😉🥰
Tena somary sahirana kely izahay nanomboka ny Talata sy Alarobia iny satria tena nanondrana ny livreur anay 😞🙈 Tena nisy client namotsitra mihitsy satria lasa niandriandry foana ilay livraison any fa nisy olana foana ny livreur dia nanapakevitra izahay ny hitady livreur vaovao ny Alakamisy efa atoandro iny 🥺🥱 livraison tokony ho efa vita Alarobia fa nohezahinay natao Alakamisy, efa tamin'ny 8 ora alina vao tafody dia nitohy indray ny zoma 👌🫶🏻
Tena faly nahazo an'ilay livreur vaovao izay any izy any manatitra ny entanareo any androany fa dia nanomboka tamin'ny 6 maraina izy dia efa niasa androany 🙈👌🤗
Tena hoe 👌
Donc vague roa ny livraison androany an 😉😊 efa lasa any ny iray dia depart ratoandro ny iray ka ho an'izay mbola te hanao commande dia alefaso haingana ny mp fa voaray raha alohan'ny amin'ny 12 ianao no manao commande 😉😍
Dia androany ihany ny livraison 🥰
Tsy miova ny prix fa mbola 12.000ar au lieu de 15.000ar foana ny eyeliner stamp antsika 🤗🥰

🖤 ASTUCE POUR BIEN CONSERVER VOTRE EYELINER STAMP 🖤Mba haharetan’ilay eyeliner stamp-nao:✨ Akatona tsara foana rehefa av...
15/08/2026

🖤 ASTUCE POUR BIEN CONSERVER VOTRE EYELINER STAMP 🖤

Mba haharetan’ilay eyeliner stamp-nao:
✨ Akatona tsara foana rehefa avy nampiasaina
✨ Diovy moramora ilay embout rehefa misy produit tavela
✨ Aza avela amin’ny masoandro na toerana mafana
✨ Tehirizo amin’ny toerana maina sy mangatsiatsiaka

💄 Ary mbola misy vitsivitsy disponible ato aminay!
🔥 Prix promo : 12.000 Ar ihany au lieu de 15.000 Ar 😍
⚠️ Vitsy sisa ny disponible, aza miandry ela!

🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📦 Frais de livraison à partir de 3.000 Ar seulement.

📩 Commande en MP miaraka amin’ny anarana + numéro + lieu de livraison. 🖤

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261338500689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andréa Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share