Andréa Collection

Andréa Collection Vente accessoires et vêtements de mode 😉😍

07/09/2026

Vente chrono 🥰❤️
12.000ar seulement 😍🤍

07/09/2026

Andao indray hanao vente chrono ary e 🥰😊Izay 10 voalohany manao commande Eyeliner androany ka hatao livraison rahampitso dia mahazo cadeau surprise ao amin'ny mp ao 🫶🏻❣️
12.000ar hatrany ny Eyeliner stamp antsika 🤗❣️👌

Raikitra arh izy ity fa havoakanay androany daholo ny entana rehetra ato 🤗❤️ Misy karazany maro ato fa ao amin'ny commen...
05/09/2026

Raikitra arh izy ity fa havoakanay androany daholo ny entana rehetra ato 🤗❤️
Misy karazany maro ato fa ao amin'ny commentaire ny détails tsirairay ❣️🤗
Eyeliner stamp🥰
Collier 👌
Housse📱
Budget planner💵
Lingette💦
Montre🫶🏻
Poketra sns

Hamoaka stock maromaro izahay amin'i Asabotsy hoavy izao 😍😉 Ireto daholo no ao collier inoxydable 👌Eyeliner 🖊️Lingette💦B...
03/09/2026

Hamoaka stock maromaro izahay amin'i Asabotsy hoavy izao 😍😉
Ireto daholo no ao collier inoxydable 👌
Eyeliner 🖊️
Lingette💦
Budget planner 💴💵
Poketra❤️
Montre 🫶🏻
Housse pour téléphone 📱
Hisy cadeau tampoka eny anelanelany eny fa araho foana ny pejy fa havoakanay eto ❣️🤗

02/09/2026

Aza hadino fa mbola mitohy ilay jeux antsika izay ahazoana Eyeliner stamp gratuit a 🥰🫶🏻
Dia mbola disponible ihany koa ny Eyeliner stamp amin'ny vidiny 12.000ar hatrany ❣️❤️
Alefaso ny commande dia ataonay ny livraison e 🫶🏻🥰

Tongasoa indray ny herinandro vaovao 😍❣️Mbola misy hatrany aloha ny Eyeliner stamp antsika hatreto a 😉❤️12.000ar au lieu...
31/08/2026

Tongasoa indray ny herinandro vaovao 😍❣️
Mbola misy hatrany aloha ny Eyeliner stamp antsika hatreto a 😉❤️
12.000ar au lieu de 15.000ar hatrany 🫶🏻🥰
Aza hadino ihany koa ilay jeu azahoana Eyeliner stamp ao amin'ny publication ao ambanimbany ao 🙃❣️💗
Alefaso mp ny commande raha hanjifa ianao 🤗❤️

❌JP Cadeau ❌Satria efa kely sisa dia ho feno 1K ity page ity dia andao hasiantsika lalao kely ary e 😉🥰Ireto avy ny condi...
29/08/2026

❌JP Cadeau ❌
Satria efa kely sisa dia ho feno 1K ity page ity dia andao hasiantsika lalao kely ary e 😉🥰
Ireto avy ny condition :
-Partagé-o any amin'ny groupe misy anao ity pub ity atao public 🫶🏻🤍
- Tagué-o ny namanao hi s'abonne amin'i Andréa Collection ❤️
-Ataovy ao amin'ny commentaire JP Cadeau 💗😍
Olona roa izay tsara vintana no hahazo loka amin'izy ity dia samy mahay Eyeliner gratuit iray avy 🤗🥰

Mbola misy vitsivitsy ilay Eyeliner stamp antsika fa alefaso ny commande ☺️🥰 12.000ar hatrany ny prix fa tsy mbola niaka...
29/08/2026

Mbola misy vitsivitsy ilay Eyeliner stamp antsika fa alefaso ny commande ☺️🥰
12.000ar hatrany ny prix fa tsy mbola niakatra 😉🫶🏻

28/08/2026

📌 Petit rappel concernant les frais de livraison 🤍

Chers clients,
Mba hampahafantarana sy hampahatsiahivana antsika rehetra, dia ireto ny frais de livraison ampiharina eto amin’ny Andréa Collection :

📍 Centre-ville : Analakely & Anosy → 3.000 Ar
📍 Périphérie → à partir de 4.000 Ar, arakaraka ny toerana hanaterana.

Marihina fa ireo frais ireo dia natao indrindra ho tambiny ho an’ny livreur amin’ny asa sy ny halavirana halehany.

Noho izany, mangataka amim-panajana izahay mba hifanaraka amin’ny tarif sy ny halavirana ny frais de livraison, ka azafady mba tsy hifampiraharaha be amin’izany 🙏🏻

Miezaka hatrany izahay mitazona ny prix des articles ho mora sy accessible ho anareo, ka manantena ny fahatakarana sy ny fiaraha-miasa aminareo amin’ity lafiny livraison ity ihany koa. 🤍

Misaotra indrindra amin’ny fahatokisana sy ny compréhension anareo. 🥰
Andréa Collection — Qualité, prix doux & service avec amour. ✨

27/08/2026

Disponible de suite ❤️
😍Eyeliner stamp 😍
12.000ar au lieu de 15.000ar 🥱🙃
Mp:contact+lieu de livraison 😉🤗
Frais de livraison selon lieu ☺️😍

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261338500689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andréa Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share