09/07/2026
Te hanafatra entana avy any chine ve ianao? na olon-tsotra na orinasa🥰. Alefaso aminay fotsiny ny lien na capture ny entana tinao ho afarana!
✅ Gestion complète:
➡️ Izahay no miandraikitra ny dingana rehetra:
✔️ Vérification fournisseur
✔️ Contrôle qualité
✔️ Achat avec assurance
✔️ Suivi jusqu’à Madagascar
✔️ livraison à domicile
👉 Ny dédouanement efa alefanay miaraka @ devis ny entanao!
✅ Livraison et départ:
📦 ny durée d’expédition dia miankina ’ny client.
-Misy karazany roa (2) ny envoie d’expédition ato aminay👇👇
💥 Envoie Aérien: Départ chaque Samedi (4Fois/Mois)
💥 Envoie Maritimes : Une fois par mois.
🚚 Ny entana iray dia samy manana ny prix finale, miankina Mode d’expédition.
Ohatra: Poketra iray raha ENVOIE NORMAL: 50.000Ar -Raha mahafeno 1CBM kosa ny entanao dia ENVOIE MARITIME.
✅ Garantie & Sécurité:
🔒 Service azo antoka sy matihanina
➡️ Raha misy tsy fahampiana na olana amin’ny commande dia:
✔️ Izahay no miresaka amin’ny fournisseur
✔️ Remboursement na remplacement entana
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza adino ny mandefa message.
🌍 IMPORT CHINE EXPRESS-// rapide fiable et sécurisée
📩 Alefaso aminay ny sary na details na lien-nao dia ataonay ny ambiny.
✅ 3- Fandoavana ny vola (Paiement achat):
Alohan’ny achat ataonao dia misy ny acompte 80% izay à payer avant confirmation ny entanao, ny reste 20% koussa rehefa tonga ny entana.
Paiement Mobile Money (Mvola)
👉Tsy misy atahorana, sécurisé sy fiable tsara🥰
✅Koa aza misalasala mandefa hafatra miafina avy hatrany raha misy mahaliana anao!