06/03/2023
🫶🏻 Salama daholo indray ô 🤝🏻
Mino izahay fa salama tsara eh ? Mangatsitsika ny andro ao ivelany ao 🥶 fa hafanaitsika amin'ireto Speaker sy Subwoofer reto izy 😉 any moa o ?
Ny speaker rehetra ato aminay dia misy micro iray (1) offert foana miaraka aminy an 😊 Araka ny efa nahafantaranareo anay hatramin'izay 🥳
Amin'ny vidiny mirary avokoa
Efa misoratra amin'ny sary daholo na ny prix na ny mombamomba azy tsirairay 😊 fa afaka manontany foana koa nefa an 😉
Mp avy hatrany ary oh 🥰