Varotra ny rehetra

Varotra ny rehetra Natao ho an'ny mpiantsena rehetra

🌾 Volo mihintsana na miongotra 🌾Manasa anao aho hamaky an’ity hatramin'ny farany. Somary lavalava izy ity fa mino aho fa...
24/02/2026

🌾 Volo mihintsana na miongotra 🌾

Manasa anao aho hamaky an’ity hatramin'ny farany.

Somary lavalava izy ity fa mino aho fa tena hanampy be anao satria ato daholo ny valiny ilainao rehetra mahakasika ny fihintsanan’ny volo.

‼️ inona ny produits nahafapo anareo nampijanona ny fihintsanam-bolo fa tena mihintsana be ny voloko?‼️

Io matetika ny fanontaniana hita eraky ny facebook.

Dia tonga daholo ireo mpivarotra produits miracles rehetra samy mivarotra sy mandresy lahatra tsirairay avy eo hoe ity tena efficace sns...

Fantaro manomboka androany fa na inona na inona osoranao eo amin'ny volonao eo dia tsy misy mampijanona tanteraka ny fihintsanan’ny volonao ireny raha toa ka tsy fantatrao aloha hoe:
INONA NO ANTONY MAMPIHINTSANA NY VOLONAO?

Lany vola sy lany fotoana fotsiny eo ianao.
Mety hoe mijanona kely herinandro, 1 volana fa miverina ihany avy eo.

Ireto omeko anao ireto ireo antony dia jereo fa tsy maintsy iray amin'ireto no mahazo anao:

🍓 voalohany aloha dia misy ny antsoina hoe chute normal, 50 à 100 cheveux isanandro eo no mihintsana ary tsy azonao sakanana izany satria normal, mihintsana ny volo rehefa antitra izy ao anaty odidohanao ao dia misolo izy avy eo, efa izay mihintsy, tsy misy azonao atao fa normal eo amin'ny vatantsika izany 🍓

🌺 Ireto kosa ny anton’ny pertes de cheveux na ny chutes flagrants des cheveux 🌺

🌾 stress‼️
🌾 havizanana na tsy fahampiana torimaso‼️
🌾 choc émotionnel: fahatairana tampoka ( fahoriana na fifaliana be loatra)‼️
🌾 post-accouchement ‼️(na VB na OC)
🌾 fampinonona (allaitement maternel)‼️
🌾 post-opératoire ( anésthésie na ihany koa ny fampiasana sérum)‼️
🌾fiovan’ny toetrandro‼️
( toy ny voninkazo mihintsana rehefa amin'ny saison mampihintsana azy)
🌾 trouble hormonaux ‼️
🌾ménopause (eo amin'ny vehivavy)‼️

🌾fanabeazan’aizana (pillule na tsindrona)
🌾 traitement médical ( fanafody, chimiothérapie, radiothérapie…)

🌾régime alimentaire
🌾 Carence alimentaire

Araraoty fa mora ireto drap 3 pieces ireto anh😍Drap+ fonon'ondana 2 no atao aminy vidiny mirary 20000Ariary fotsiny...ma...
19/02/2026

Araraoty fa mora ireto drap 3 pieces ireto anh😍
Drap+ fonon'ondana 2 no atao aminy vidiny mirary 20000Ariary fotsiny...
manao livraison izahay sady mandefa am faritra rehetra misy anao🛵🛵

Salama daholo👋Anome astuce kely za androany anh!!Maro no mba te hikarakara tarehy nefa matahotra dia akora natoraly no h...
19/02/2026

Salama daholo👋
Anome astuce kely za androany anh!!
Maro no mba te hikarakara tarehy nefa matahotra dia akora natoraly no hatoroko anio...
Zavatra ilaina mora hita sy mora atao
👉Taikafe
👉misafidy kosa ianao na tantely na ditina vahona izay zakan'ny hoditrao no atao
Fampiasa azy:
hafangaro ny taikafe sy tantely na vahona hosory ny tarehy avela hilona 15mn_30mn dia kobano amin'ny rano matimaty...tsy fafana fa avela ho maina,dia vita😍
Mazotoa manandrana fa tsara sy efficace izy io
Zarao amin'ny namana ary dia abonneo hatrany ny page hanarahanao ny astuce hafa
Mazotoa daholo🥰😘

TIRELIRE na BOITINDRAKITRA an'ankizy!Prix mora be 8000ar🥰Misy prix grosLavany 14cmSakany 9cmahavony 5,5 cmLivraison par ...
06/02/2026

TIRELIRE na BOITINDRAKITRA an'ankizy!

Prix mora be 8000ar🥰
Misy prix gros
Lavany 14cm
Sakany 9cm
ahavony 5,5 cm
Livraison par tout🛵🛵
Sary reel reo

06/02/2026

Bonjourr!!
Ela ela tsy tato am page fa sahirankirana kely☺ Manomboka izao dia manasa antsika tsy hisaraka ato fa maro torohevitra ho haroso sy article amidy izay vidiny mirary❤

13/11/2025
20/02/2023

Ela ela tsy tato fa misy arrivage tsara kely tsika🥰

Rideaux😍Paire 40000arRa mis voile 60000arAlefaso commande fa misy zay couleur mety aminao😋Ireto ny echantillion❤
05/06/2021

Rideaux😍
Paire 40000ar
Ra mis voile 60000ar
Alefaso commande fa misy zay couleur mety aminao😋
Ireto ny echantillion❤

Serviette😍 20 000ar ny irayLot de 3 kosa 50 000arRefiny: 140*70 cmLivraison par tout🏃
07/05/2021

Serviette😍
20 000ar ny iray
Lot de 3 kosa 50 000ar
Refiny: 140*70 cm
Livraison par tout🏃

3pièces manja be😍Prix: 28000arLivraison par tout🏃
07/05/2021

3pièces manja be😍
Prix: 28000ar
Livraison par tout🏃

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261326723411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra ny rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share