28/06/2026
nefa Kalitao tsara đ
Fantatrao ve fa ny voamboatavo dia manankarena otrikaina ilainâny vatana? Na dia kely aza izy, dia mitondra tombontsoa lehibe ho anâny fahasalamanao!
â
Manatsara ny hery fiarovanâny vatana
Misy âzincâ sy âantioxydantsâ manampy hiaro aminâny aretina.
â
Tsara ho anâny lehilahy
Manampy aminâny fahasalamanâny prostate sy ny herinâny filahiana.
â
Manampy aminâny torimaso tsara
Ahitana âmagnĂ©siumâ izay mampitony ny saina sy ny vatana.
â
Manatsara ny volo sy ny hoditra
Manankarena âvitamineâ sy âacides grasâ mahasoa.
â
Manankarena zinc sy magnĂ©sium â manamafy vatana sy hozatra
â
Manatsara ny fandevonan-kanina
â
Mety aminâny fo sy lalan-dra
â
Mety tsara ho an'ny Diabétique
đȘ Ho anâny lehilahy indrindra :
Manampy aminâny fanatsarana ny fahasalamanâny taovam-pananahana sy ny hery ara-nofo.
đ” Fomba fihinana:
Afaka hohanina mivantana, atao dite, na afangaro aminâny sakafo isanâandro.
đ± Safidy voajanahary, mora ary mahomby!
đ Ampidiro ao anatinâny sakafo andavanandro ny voamboatavo, dia ho tsapanao ny fiovana!
(voany) :15.000ar /100g
:20.000ar /100g
đ Tandremo dieny izao ny fahasalamanao!