21/09/2025
🤑 Promo Spéciale Business 🤑
🚀 Te hanomboka business fa tsy mahalala izay ataonao ?
Ity no fotoana mety ho anao hanombohana amin’ny fomba tsotra sy afaka manomboka amin'ny kely !
Ao anatin’ity Pack Business Pro ity dia hahazo ireto ianao :
📘 1. 50 Hevitra Business Mahomby eto Madagasikara
— Boky @ teny malagasy manazava tsara ireo karazana business mety atao eto an-toerana, amin’ny teti-bola samihafa, mba hahafahanao misafidy izay mety aminao indrindra.
📘 2. Boost Page Facebook + Lisitra Fournisseur
— Fantaro ny fomba hahazoana mpanjifa maro amin’ny alalan’ny Facebook ary hahazoana lisitra mpamatsy (fournisseurs) ahafahanao manomboka mivarotra entana avy hatrany.
📘3.Fanafarana entana avy any Chine (gros / détail) dingana rehetra
🎥 4. Bonus Video : Fomba Fanafatra Entana avy any Chine
— Torolalana tsikelikely momba ny fomba fanafatra entana mivantana avy any Chine, izay ahafahanao mivarotra eto Madagasikara sy mahazo tombony be.
💥 Vidiny Promo : 25.000 Ar ihany (fa tsy 35.000 Ar)
Ny vokatra azonao :
✔️ Boky 4 amin’ny endrika PDF
🎁 Bonus:
1:💳Carte VISA fanaovana paiement en ligne.
2:🎥video fampianarana manafatra entana any Chine.
Aza miandry ela, mety ho lany haingana ity tolotra ity.
📩 Mandefasa hafatra izao dia hanomboka ho lasa mpandraharaha mahomby ianao !