Tsena Nambinintsoa

Tsena Nambinintsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Nambinintsoa, Shopping & retail, Commune Alasora, Antananarivo.

18/02/2025
Miarahaba antsika tompoko 🙏Ireto ary fa tonga ny"arrivage" maromaro amin'ny vidiny mora noho ny fangatahanareo mpanjifa ...
03/04/2023

Miarahaba antsika tompoko 🙏
Ireto ary fa tonga ny"arrivage" maromaro amin'ny vidiny mora noho ny fangatahanareo mpanjifa hajaina

Ny prix dia efa eo amin'ny sary ary Afaka manao livraison naizanaiza 2000ariary koa aza misalasala ary mandefa "message " avy hatrany tompoko na miantso ny 0382482042
Misaotra antsika mialoha tompoko

Miarahaba antsika tompoko Ireto misy fatana vitroceramique sy mixeur  100.000Ariary ny iray ary 3000Ariary ny livraison ...
25/03/2023

Miarahaba antsika tompoko
Ireto misy fatana vitroceramique sy mixeur 100.000Ariary ny iray ary 3000Ariary ny livraison 0328361681 ny laharana azahoana ahy tompoko
Misaotra mialoha dia mp ny tohiny tompoko

Miarahaba antsika tompoko     > Mixeur SCARLETT   Vaovao sous carton   *2, 5Litre    *Engrenage vy     *Vitesse 1 jusqu'...
23/01/2023

Miarahaba antsika tompoko
> Mixeur SCARLETT Vaovao sous carton
*2, 5Litre
*Engrenage vy
*Vitesse 1 jusqu'à 15
*Mafy sady matanjaka
*Amidy amin'ny vidiny mirary 95.000 ariary
*Livraison 1000ariary izaho ihany no manatitra ny entana any amitsika mpanjifa

Misaotra mialoha antsika tompoko

Miarahaba antsika tompokospeaker NS_Q39   *Midoboka tsara ny Bass amin'ilay manome fahafinaretana ho an'ny solina Misy: ...
23/01/2023

Miarahaba antsika tompoko
speaker NS_Q39
*Midoboka tsara ny Bass amin'ilay manome fahafinaretana ho an'ny solina
Misy: *FM radio , *BLUETOOTH
*entré carte USB * entré carte SD
*30cm sur 17cm
*8h ny faharetan'ny batterie raha alefa tsy mijanona
*Amidy amin'ny vidiny mirary 65.000ariary
*livraison 1000ariary izaho ihany no manatitra ny entana any amitsika mpanjifa
*Entana vaovao sous carton
Misaotra mialoha antsika tompoko!!!

Address

Commune Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Nambinintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share