27/08/2026
Hello !!! 🤗 Tongasoa daholo ny mpiala sasatra e🤩
Raikitra avy hatrany indray izy ity ry zareo a, hisaorana an’Andriamanitra ny fahasoavaNy.
✅ Aza misalasala raha misy te hanamboatra tenues na be dia be ohatr’izao izao aza dia alefaso fa ataotsika tsara nefa aingana.🫶
✨ Une reprise bien chargée, mais pleine de belles choses chez LilDesign 😍🌸 to God.
(Objectif : 400 ensembles de tenues scolaires à confectionner. 🎉)