Rotsirotsy Shop

Rotsirotsy Shop 🌸🌸🌸🌸 BOUTIQUE en LIGNE 🌸🌸🌸🌸

Vente de PELOTES et KIT pour TRICOT & CROCHET 🧶🧶🧶🧶🧶🧶🧶🧶🧶🧶💕

 Salama e! 🥰🥰Hitondra asa tanana mamikely aminareo indray aho amin'izao Alahady hariva izao. ❤️Asa tanan'i Mi Cosy Croch...
06/09/2026



Salama e! 🥰🥰

Hitondra asa tanana mamikely aminareo indray aho amin'izao Alahady hariva izao. ❤️
Asa tanan'i Mi Cosy Crochet izy ity 😍😍
mafatifaty Kely nataony tamin'ny 👌

Aza misalala mitsidika ny pejiny sy manao commande raha toa ka mahaliana anao ity modèle zarainay amintsika androany ity. ❣️🥰

Ndao ho tohanana ny asa tanan'ny 🫶

Mankasitraka foana manjifa ny akora ampiasainao amin'ny asa tananao ato aminay 🥰😘 sy amin'ity retour mamikely ity.
Mitomboa talenta hatrany o! 😘😘

👉 Aza hadino fa EFA miverina manomboka rahampitso ny livraison sy récupération 🫶
Ny commande rehetra EFA confirmée izany mandeha livraison rahampitso daholo ankoatran'izay nisafidy hanao récupération ✨

Mankasitraka antsika hatrany 😘🥰

 Salama e! 🥰🥰Ny fizarana retour mitohy foana ny antsika na mihato kely aza ny livraison sy ny récupération a! 😘Asa tanan...
03/09/2026



Salama e! 🥰🥰

Ny fizarana retour mitohy foana ny antsika na mihato kely aza ny livraison sy ny récupération a! 😘

Asa tanan'i Maélia crochet Mdg indray ireto zaraiko aminareo androany ireto. Sac en tsara tarehy 😍😍 ireto ifampizarany amintsika ireto. 👌 munts ❤️

Raha mahaliana anao ny asa tanany de aza misalasala mitsidika ny pejiny sy manao commande fa ho afa-po ianao 🥰🥰

Ndao asandratra avo ny asa tanan'ny

Mankasitraka foana manjifa ny akora ampiasainao amin'ny asa tananao ato aminay sy amin'ny retour mamikely toy izao 🥰🥰
Mitomboa talenta hatrany tompoko 🫶

01/09/2026

FILAZANA 🚨

Ry mpanjifa hajaina 🫶 ampahafantarina isika fa hiato kely ny livraison sy ny récupération ny 03-04-05 Septembre izao. Hiverina toy ny mahazatra kosa izany manomboka ny Alatsinainy 7 septembre.

Mankasitraka indrindra tompoko ✨

 Coucou 🥰🥰Ity création mahafatifaty Kely 😍😍 avy amin'i Fasila Staissie ity indray no zaraiko aminareo androany 🥰 Tena ho...
01/09/2026



Coucou 🥰🥰

Ity création mahafatifaty Kely 😍😍 avy amin'i Fasila Staissie ity indray no zaraiko aminareo androany 🥰
Tena hoe mamikely sady miavaka 👌
Cordon rond 3mm no nampiasainy teto ✨

Raha mahaliana anao ny asa tanany de aza misalasala mitsidika ny pejiny sy manao commande 👍
Ity ny lien an'ny pejiny 👉 https://www.facebook.com/share/18zctGZ2GB/

Mankasitraka hatrany manjifa ny akora ampiasainao amin'ny asa tananao ato aminay sy amin'ny retour mamikely toy izao 🥰😘 mitomboa talenta hatrany tompoko 🫶

 Salama e! 🥰🥰Ho entintsika hisantarana an'ity herinandro vaovao bé ity de hitondra retour mamikely avy amin'ny mpanjifa ...
31/08/2026



Salama e! 🥰🥰

Ho entintsika hisantarana an'ity herinandro vaovao bé ity de hitondra retour mamikely avy amin'ny mpanjifa mahafatra-po iray indray isika. 😊
Asa tanan'i Aina Ramanamahefa izy ireto. Tena hoe tsara tarehy bé daholo 😍😍
Ny azy moa de ny 1mm sy 3mm no tena fampiasany matetika. 👌 Mivoaka tsara mihitsy ny rendu 😘😘

Raha toa ka mahaliana anao ny asa tanany de aza misalasala mitsidika ny pejiny ato amin'ity rohy ity 👉 https://www.facebook.com/profile.php?id=61592868899398
Afaka manao commande an'izay modèle tianao ao ianao. 🫶

Andao ho tohanana ny 🫶

Mankasitraka foana manjifa ny akora ampiasainao amin'ny asa tananao ato aminay sy amin'ny retour mamikely toy izao 🥰😘
Mitomboa talenta hatrany tompoko 🫶

  😍😍Efa betsaka mpiandry ihany koa ny   🥰🥰 de ireto izy ary fa tonga indray👌Malakilaky sao tara a! 😜✨Prix: 11.500ar/pcs✨...
30/08/2026

😍😍

Efa betsaka mpiandry ihany koa ny 🥰🥰 de ireto izy ary fa tonga indray👌
Malakilaky sao tara a! 😜

✨Prix: 11.500ar/pcs
✨Prix de gros : 11.000ar/PCS à partir de 5pcs

🏢 Boutique en ligne izahay, tsy misy point de vente fa...
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra
Afaka manao récupération ihany koa nefa ianao.
Point de récupération : Ambohimirary akaikin'ny biraon'ny Fokontany 🥰

  😍😍Mbola tsy tapitra ny arrivage-tsika fa Mbola mitohy foana a! 🥰🥰Ireto indray ny   👌✨18cm: 4.500ar✨24cm: 5.000ar🏢 Bout...
30/08/2026

😍😍

Mbola tsy tapitra ny arrivage-tsika fa Mbola mitohy foana a! 🥰🥰

Ireto indray ny 👌

✨18cm: 4.500ar
✨24cm: 5.000ar

🏢 Boutique en ligne izahay, tsy misy point de vente fa...
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra
Afaka manao récupération ihany koa nefa ianao.
Point de récupération : Ambohimirary akaikin'ny biraon'ny Fokontany 🥰

 Asa tanana manaraka ho zaraiko aminareo androany ireto   mimi Kely 😍😍  nataon'i Mi Cosy Crochet ireto. Milk cotton no a...
30/08/2026



Asa tanana manaraka ho zaraiko aminareo androany ireto mimi Kely 😍😍 nataon'i Mi Cosy Crochet ireto.
Milk cotton no akora nampiasainy teto 👌

Raha mahaliana anao ny asa tanany de aza misalala mitsidika ny pejiny 👆👆 sy manao commande. Sady efa akaiky n'y fidiran'ny mpianatra izao a! 🥰

Andao ho tohanana ny 🫶

Mankasitraka hatrany manjifa ny akora ampiasainao amin'ny asa tananao ato aminay sy amin'ny retour mamikely toy izao 🥰😘
Mitomboa talenta hatrany tompoko 🫶

 Salama e! 🥰Retour avy amin'i Ary'crochet indray no oentiko amintsika amin'ity Alahady ity. 😊Cordon 3mm no nampiasainy n...
30/08/2026



Salama e! 🥰

Retour avy amin'i Ary'crochet indray no oentiko amintsika amin'ity Alahady ity. 😊
Cordon 3mm no nampiasainy nanaovana an'ireto asa tanana mamikely ireto 😍😍

Aza misalasala mitsidika ny pejiny sy manao commande raha toa ka mahaliana anao ny asa tanany.
Ndao asandratra avo ny

Mankasitraka hatrany manjifa ny akora ampiasainao amin'ny asa tananao ato aminay sy amin'ny retour mamikely toy izao 🥰😘
Mitomboa talenta hatrany tompoko 🫶

  😍😍Traphilo     100g👌Prix : 6.000ar/PCSPrix de gros : 5.500ar/PCS à partir de 5pcs 🏢 Boutique en ligne izahay, tsy misy...
29/08/2026

😍😍

Traphilo 100g👌
Prix : 6.000ar/PCS
Prix de gros : 5.500ar/PCS à partir de 5pcs

🏢 Boutique en ligne izahay, tsy misy point de vente fa...
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra
Afaka manao récupération ihany koa nefa ianao.
Point de récupération : Ambohimirary akaikin'ny biraon'ny Fokontany 🥰

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 00:00 - 20:00

Telephone

+261344701887

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rotsirotsy Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share