Lambamena Online

Lambamena Online antsoy avy hatrany 034 09 676 75 raha mila lambamena fa tonga dia aterinay any aminao, ataonay afa-po

Sady lava no be velarana ny   eto amin'ny Lambamena Online ,aza misalasala miantso fa itondranay karazany ianao dia afak...
18/06/2026

Sady lava no be velarana ny eto amin'ny Lambamena Online ,aza misalasala miantso fa itondranay karazany ianao dia afaka mifantina tsara mba ho afa-po
📞034 09 676 75
Wattsapp : 034 09 676 75

Hoanareo tsy eto an-toerana anefa mba maniry hanolotra   amin'ny fianakaviana izay nandao eto Madagascar, tsarovy, fara-...
17/06/2026

Hoanareo tsy eto an-toerana anefa mba maniry hanolotra amin'ny fianakaviana izay nandao eto Madagascar, tsarovy, fara-fitiavana io ka tolory ilay tena tsara ny hava-tianao
Izahay eto amin'ny Lambamena Online dia mandray sady manao ny livraison afaka hifanarahana tsara
Aza misalasala ary miantso tompoko fa ataonay afa-po ianao
📞:034 09 676 75



Ndriii ny atao hoe fitiavana ❤️izahay koa dia manana karazana Lambamena tena tsara amin'ny vidiny mirary raha mba te han...
05/06/2026

Ndriii ny atao hoe fitiavana ❤️
izahay koa dia manana karazana Lambamena tena tsara amin'ny vidiny mirary raha mba te hanolotra miavaka sy kalitao ianao amin'ny fahalasan'ny olona akaiky anao, aza misalasala fa itondra karazany maro sy mahafapo anao izahay

24/05/2026

Mirary fetin'ny Pentekosta hieren-doza hoanareo izahay eto amin'ny Lambamena Online
misy livraison foana na fety aza
034 09 67675

19/05/2026

enganie mba tsy hisy ho zohim-pahoriana isika, izany hoe enganie mba tsy hahalafo izahay
raha tsy maintsy hoe hahalafo dia ho atao mora tokoa
Aza misalasala ary miantso raha mila fa hanantona anao izahay, ary ho atao mirary tokoa hitondranay karazany ianao dia mifantina tsara

☎️034 09 676 75



19/06/2025

Ela no nivarotana lambamena fa t@ ity vao nisy fahoriana client tena tsy zakako😭😭😭,
Maereza ry reto à,tsy hitako intsony izay ambara e😭😭😭😭

Mirary herinandro mahafinaritra 💮💮💮Mitohy ny livraison lambamena 🕊️🕊️🕊️Aza misalasala ary miantso fa vonona hanampy anao...
04/02/2025

Mirary herinandro mahafinaritra 💮💮💮
Mitohy ny livraison lambamena 🕊️🕊️🕊️
Aza misalasala ary miantso fa vonona hanampy anao izahay 🛵
📞034 09 676 75

01/01/2025

Ho taona zina ho antsika anie ity 2025 ity
Bonne annee

🥰FANKASITRAHANA🥰Izahay eto @ Lambamena Online  dia mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa teto @ pejy fa noho ian...
25/12/2024

🥰FANKASITRAHANA🥰

Izahay eto @ Lambamena Online dia mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa teto @ pejy fa noho ianao nanjifa tato aminay dia
🌹nisy renim-pianakaviana mba afaka nampiantsika ka nisy natokona soamantsara @ izao fety izao
🌹Nisy ankizy sahirana afaka nisitraka kilalao mahafinaritra
🌹Nisy endrika feno hafaliana sy tsiky nohon'ny fanohanana nataontsika
🫱Tsy ho voavalinay mihintsy tompoko fa ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana hamaly fitia anareo

Ps: ampahany ihany ireo azo sary ireo fa alefako eo @ coms eo daholo rehefa vonona ao daholo tompoko
🌲Mirary krismasy sambatra tompoko ary Noely feno fifaliana ho antsika rehetra

Maro karazana ny Lambamena ka aza misalasala miantso tompoko fa mitohy hatrany ny livraison📞0340967675
19/12/2024

Maro karazana ny Lambamena ka aza misalasala miantso tompoko fa mitohy hatrany ny livraison
📞0340967675

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340967675

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lambamena Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share