Fy shop

Fy shop Merci de nous abonnés

🎅🎅Andro vitsy sisa No isaina🎅🎅🎅  Dia tonga NY fety🎄🎄🎄Maro zao nareo No mieritreritra hoe:Inona indray No karakaraina ami...
14/12/2022

🎅🎅Andro vitsy sisa No isaina🎅🎅🎅
Dia tonga NY fety🎄🎄🎄
Maro zao nareo No mieritreritra hoe:
Inona indray No karakaraina amin'ny fety.🎄🎀🎀🎀
Eo koa ireo orinasa ,mitady fanomezana atao cadeaux hoan'ny mpiasa"🎁🎁🎁🎁
Te hiova kely amin'ny mahazatra 🎇🎇
Mikarakara ary sakafo hafa nefa tsara indrindra
Manomeza fanomezana mahafapo.
Toy ny:
Jambon,mortadelle,fromage de gésier
Saucisse,chipolatas,merguez
Poulet BIO
TSY MISY KISOA AFAKA MIHINANA AVOKOA NY REHETRA
AZO JOFAINA ETO AMIN'NY PEJY
ARY AFAKA ALAINA MIVANTANA ETY AMINAY IHANY KOA.
VIDINY MIRARY.
🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄
TONGAVA FA HO AFA PO IANAO.
☎0348423193

La fête continue.  Livraison de la semaine Toujours  en bonne qualité.    Produit halal.Copie certificat halal offert si...
05/12/2022

La fête continue.
Livraison de la semaine
Toujours en bonne qualité.
Produit halal.
Copie certificat halal offert si besoin.
: mortadelle poulet
Saucisse spécial haut qualités
Merguez, chipolatas.
Ailes de poulet ou cuisse.
Blanc de poulet.
Fromage de tête à base de gésier de poulet.
A vous de jouer .
Rendez vous en privé.

Miarahaba antsikaNisy fiovana kely ny page fy Shop   Hanome vokatra Tsara indrindra ho anao izahay.Vita avy amin'ny akoh...
03/12/2022

Miarahaba antsika
Nisy fiovana kely ny page fy Shop
Hanome vokatra Tsara indrindra ho anao izahay.
Vita avy amin'ny akoho manaraka fiompina nentim- paharazana sy vaovao.
Tsy misy hormona na antibiotika
Ary TSY MISY KISOA.
HOA ANAO ORINASA ,MPIKARAKARA SAKAFO,NA ESPACE,RESTAURANT,CANTINE.
NA OLON TSOTRA.
ENY FA NA.MBOLA HIVAROTRA.
AMPETRAO NY COMMANDE.
TONGAVA AO AMIN'NY HAFATRA MIAFINA.
VOKATRA AMIDY:
-CHARCUTERIES :MISY 200G ,1KG
-POULET:ENTIER
POULET DU CHEF
-SAUCISSE,MERGUEZ,CHIPOLATAS
ATAOVY NY SAFIDINAO.
FIDIO NY AKOHONTSIKA:ILAY TSARA INDRINDRA.
TOLOTRA MANDRITRA NY VOLANA DÉCEMBRE, JANOARY2023

Address

En Ligne
Antananarivo

Telephone

+261348423193

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fy shop:

Share