25/11/2022
Ho antsika mitady tany ireto misy azo isafidianana:
-tany325 m2 ambodifano ankadivoribe alefa50.000.000fmg accès f mis fifanarahana kely amle lalana.
-tany9a alefa 20.000ar /m2 ankadivoribe iany.mbol mividy lalana kely vo accès.
-tany 73a alefa35.000ar/m2 amboditatatra morcelable ze alaina,accès
-trano gasy 90 million fmg ankadivoribe iany,
-tanimbary 15 a alefa 30 million eo ankarefo
Raha mis mahaliana anao de afaka miantso0342209236 droit de visite10.000ar na ijery anizy reetra na Ray iany de io iany no aloa.