21/09/2022
SALAMA E!🥰
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny fandaharana indray😊
Ity ny lohahevitra ho amin'ity Alarobia maraina ity : ho anao manana olon-tiana,mpivady...inona no tena antony mampiady anareo matetika?😀😀
Aza adino ny kopa-tanana sy ny firariantsoa.
Pagny,Hasina Rfl ary i Tsiry no hiaraka aminao ato anatin'ny fandaharana anio🥰🥰
Mpanohana : Maxi promo, Pepsi