06/11/2025
🚐 Mitady fiara hitaterana entana azo antoka eto Antananarivo?
Ity Renault Trafic ity dia afaka mikarakara ny fitateran’entanao. Na ho an’olona tsotra na ho an’ny orinasa.
📦 Fitaterana entana, fifindrana trano, na fanaterana mivantana: karakarainay amin'ny maha matihanina ny zava-drehetra.
📍 Faritra: Antananarivo sy ny manodidina
📞 Fifandraisana: 034 66 785 07
🔹Simplicité – Sécurité – Efficacité