Mi CHIC

Mi CHIC ✅Mandefa entana mora be avy aty Tana
✅GRATUIT ny frais colis A/be
✅Voaray ny entana vao mandoa vola

☎️Contact Rapide : 034 89 244 00 (dispo WhatsApp)

🖤 Puma Suède XL 🖤 anjaza sy andehibe🔴Pointures: 30 hatramin'ny 43      😱😱 Solde be 45 000 Ar 😱😱❗Tsy mijanona ela ity mat...
02/09/2026

🖤 Puma Suède XL 🖤 anjaza sy andehibe

🔴Pointures: 30 hatramin'ny 43

😱😱 Solde be 45 000 Ar 😱😱

❗Tsy mijanona ela ity matoa affiché ny prix 🫂

🎁Gratuit foana ny frais colis Tana-A/be sady Voaray ny entana vao mandoa vola (ty sy nday)

Pointure firy avy ary ianao sy ny zanakao? 🥰

😋 Manjakely mitovy amle ho tompony ihany 🤩              🤎 Sandale plateforme 🤎✔️Très très bonne qualité❗Pointures: 35 à ...
31/08/2026

😋 Manjakely mitovy amle ho tompony ihany 🤩

🤎 Sandale plateforme 🤎

✔️Très très bonne qualité
❗Pointures: 35 à 40 (chaussé grand)
🤍Misy couleur beige koa

🎁GRATUIT ny frais colis Tana-A/be ✔️ Voaray ny entana vao mandoa vola (ty sy nday)
😘Sur livraison ny Tana sy faritra

🔥🔥🔥 Dray dray dray ❤️Mahazo amtony  ✔️ N'ke Skate ✔️ tendance be tony kosa amzay ndrie satria efa PROMO 😱 80 000 Ar 😱 mo...
19/08/2026

🔥🔥🔥 Dray dray dray ❤️

Mahazo amtony ✔️ N'ke Skate ✔️ tendance be tony kosa amzay ndrie satria efa PROMO 😱 80 000 Ar 😱 monja ny vidiny 😍😍😍

❗Averiko foana: rehefa tena tsara nefa mora otrizao ny kiraro de tsy mijanona ela🫂 Ka aza mieritreritra ela loatra ary fa vidio aloha fa indraimande no miaina 🥴

🎁GRATUIT ny frais colis raha A/be ianao - Voaray ny entana vao mandoa vola (ty sy nday)
🥰Sur livraison ny Tana sy faritra

☎️Mp malaky ou 0348924400

Team 🤎Marron🤎 sa 🩷Rose🩷 ? 🫶🏻                ✔️Lasa 80 000 Ar monja✔️🤧Tsy haka amzao izy efa mora be zao kosa tsy ahazo i...
10/08/2026

Team 🤎Marron🤎 sa 🩷Rose🩷 ? 🫶🏻

✔️Lasa 80 000 Ar monja✔️

🤧Tsy haka amzao izy efa mora be zao kosa tsy ahazo intsony 🫠

💯 GRATUIT ny frais colis raha any A/be ianao
💯Voaray ny entana vao mandoa vola

🧑🏻‍🦽🚣🏻Sur livraison ny Tana sy faritra🪂

❗❗Stock très très limité fa tonony malaky ny pointure ilaina 🤩

⭕ New Balance 740 ⭕ amle mora manaraka 😋❗GRATUIT ny frais colis raha any A/be ianao❗Voaray ny entana vao mandoa vola (ty...
07/08/2026

⭕ New Balance 740 ⭕ amle mora manaraka 😋

❗GRATUIT ny frais colis raha any A/be ianao
❗Voaray ny entana vao mandoa vola (ty sy nday)

💯Sur livraison ny Tana sy faritra hafa

🤧De endraso lany indray oa 🙄 menance mintsy zany fa nareo ve refa lany foana vao hoe JP 🥲

☎️ 0348924400

🙆🏻: Nga akie tsisy ✨ New Balance 530 ✨le mba moramora an? Mi CHIC : io ary dia tandremo indray tsy mahatratra an👁️👁️⭕ GR...
05/08/2026

🙆🏻: Nga akie tsisy ✨ New Balance 530 ✨le mba moramora an?

Mi CHIC : io ary dia tandremo indray tsy mahatratra an👁️👁️

⭕ GRATUIT foana ny frais colis raha A/be ianao
⭕ Voaray ny entana vao mandoa vola (Ty sy nday)

✨La classe totale ❤️‍🔥                    🤎🤎 Alexander McQueen 💙💙⭕ Veritable cuir - Qualité premium 😋 Cuir à l'intérieur...
31/07/2026

✨La classe totale ❤️‍🔥

🤎🤎 Alexander McQueen 💙💙

⭕ Veritable cuir - Qualité premium
😋 Cuir à l'intérieur et à l'extérieur
🤩Made in Italy

✔️Sur livraison ny Tana sy faritra hafa
✔️Raha Antsirabe dia GRATUIT ny frais colis - Voaray ny entana vao mandoa vola - Tonga rahampitso

☎️Mp ou 0348924400

😅Inona ndray ary no naha'taitaitra anlisany tato😂⭕Kay kay le vidiny lasa mora fa tsy otranle misoratra io tsony 😋       ...
29/07/2026

😅Inona ndray ary no naha'taitaitra anlisany tato😂
⭕Kay kay le vidiny lasa mora fa tsy otranle misoratra io tsony 😋

✔️✔️NIKE ALTA Plateforme ✔️✔️

Couleurs: Marron🤎 Blanc🤍 Rose🩷 Bleu🩵 Vert💚 Noir🖤

☑️ Vrai cuir 1er choix ty an 😎
❗Pointures: 35 hatramin'ny 40

Iza mlay indrindra amle lokony? 🥰

29/07/2026

⭕ Na famadihana,na mariage, na mpandihy, izay événement ilaina groupe te hampitovy kiraro na akanjo rehetra 😎
✅Tato aminay daholo no nanafatra 😋

❗Na tsy groupe ary fa couple na mpianaka te hampitovy fotsiny - atram celibataire ato tsy diso anjara daholo 😋

🤫Sady tsy fahotana anie oa ny mividy kiraro vaovao iray am karama nisasaranao 🥴

😱 Chapeau kosa ty fa tena PARFAIT 🤩🤩          🤎🤎 Air force one Choco🤎🤎✔️ Vrai cuir 1er choix - 1ère qualité✔️ 8trous - l...
27/07/2026

😱 Chapeau kosa ty fa tena PARFAIT 🤩🤩

🤎🤎 Air force one Choco🤎🤎

✔️ Vrai cuir 1er choix - 1ère qualité
✔️ 8trous - lavaka 8
✔️Tsy mipoaka - Tsy mivadika mavo

❗Afaka atao matchy matchy am rams🥰 : Pointures 36 hatramin'ny 43 misy daholo

❤️ Sady nitontona amle fandraisanlisany bob mintsy ny fidinan'ny prix'any fa ampifalio ny tena retsy 😎

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Telephone

+261348924400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi CHIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share