Mih Lamaody

Mih Lamaody Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mih Lamaody, Shopping & retail, Antananarivo.
(2)

🌸“Votre satisfaction est notre priorité 💗”
“Qualité, confiance et élégance avant tout”
“Achetez en toute confiance avec Mih Lamaody”🌸

🩵Lamaodin_jaza sy ankizy isan_karazany 100℅vita malagasy 🩵

efa ho avy indray ny arrivage ensemble maivamaivana fa efa hafana ny andro ann 🥰🫶🌸😍
06/09/2026

efa ho avy indray ny arrivage ensemble maivamaivana fa efa hafana ny andro ann 🥰🫶🌸😍

03/09/2026

Ensemble tailleur 2 pièces disponibles de suite
Disponible pour 1_2_3_4_5_6_7 ans

Mbola tsy mandray commande aloha fa amin'iny semaine iny vao manomboka miasa an 🏝️🏖️🌅😍
02/09/2026

Mbola tsy mandray commande aloha fa amin'iny semaine iny vao manomboka miasa an 🏝️🏖️🌅😍

ireto3 couleur ireto no disponible de suite pour :3_4_5_6ans 1_2ans rose ihany 😊🌸 Veste+pantalon ihany tsy misy chemise ...
30/08/2026

ireto3 couleur ireto no disponible de suite pour :3_4_5_6ans
1_2ans rose ihany 😊🌸
Veste+pantalon ihany tsy misy chemise
prix mora hatrany 🫶🥰
0386962381/Ampitatafika

N.B : Tsy mandray sur commande aloha fa afaka Une semaine vao mandray commande 🌸🫶

  🌅🏝️🏖️afaka Une semaine indray isika vao mandray commande ensemble fa hiala sasatra kely aloha ny équipe an♥️🫶🥰.... mis...
29/08/2026

🌅🏝️🏖️
afaka Une semaine indray isika vao mandray commande ensemble fa hiala sasatra kely aloha ny équipe an♥️🫶🥰.... misy tailleur disponible de suite vitsivitsy ao ho an'izay mbola mitady fa tsy maro isafidianana 🥰🫶🥹

mamy eryyyy 🥹🥰❤️
19/08/2026

mamy eryyyy 🥹🥰❤️

Afaka misafidy foana ianareo amin'ny tissu fa ny prix samy hafa 😍♥️🥰teto izao dia tissu crêpe lourd no nampiasaina 🥹♥️🥰 ...
19/08/2026

Afaka misafidy foana ianareo amin'ny tissu fa ny prix samy hafa 😍♥️🥰teto izao dia tissu crêpe lourd no nampiasaina 🥹♥️🥰 mamy eryiiiii.....

😍 afaka atao jupe na pantalon ny ambany ,,,afaka atao tenue entina mianatra na entina mamonjy événements sy ny sisa🥰03 p...
18/08/2026

😍 afaka atao jupe na pantalon ny ambany ,,,afaka atao tenue entina mianatra na entina mamonjy événements sy ny sisa🥰
03 pièces daholo ... 03 mois à 12 ans ihany
N.B: Disponible sur commande daholo (misy avance sur commande) 3_5 jours après commande ny livraison
🌸Prix : Arakaraky ny taona
Lieu Ampitatafika akaikin'ny police loharanombato
0386962481/Contact

❌Afaka tonga dia miditra Mp izay liana azafady fa indraindray tsy hitako ny commentaire ❌


EFA PHOTO RÉEL DAHOLO TOMPOKO

❌❌Tsy haiko hoe te hahazo PRIX mora ve dia ahena ny taona sa inona ilay tanjona fa tonga any dia hoe 5ans indray fa tsy ...
17/08/2026

❌❌Tsy haiko hoe te hahazo PRIX mora ve dia ahena ny taona sa inona ilay tanjona fa tonga any dia hoe 5ans indray fa tsy 5mois dia na frais de livraison ary tsy nomena anefa dia faute _nao Ilay izy fa dia nody fotsiny ny livreur...Mba notenenina indray tonga dia no_bloqué _nao aho..Tena tsy mpanao an'izao aho fa tena mahaletra loatra kaaaaa...... Efa sady tsy nangalana avance fa hoe efa tonga dia aterina amin'ioooo🙄🙄🙄...ny an'olona sasany aza misy avance ny anao efa Tonga dia aterina mbola manondrana ihany

tsara loatra ity couleur ity 🥰♥️❤️
17/08/2026

tsara loatra ity couleur ity 🥰♥️❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261386666631

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mih Lamaody posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mih Lamaody:

Shortcuts

Share