Les mignons II

Les mignons II Boutique en ligne

01/06/2026

Eye-liner tampon vidéo réel 😍

30/05/2026

Eyeliner tampon rapide en 2 secondes😍

Marre de rater ton eyeliner? Grace à notre eyeliner, obtenez un trait parfait, symetrique et precis en quelque seconde. Facile, très efficace et water proof.

Prix = 20 000ar

Nous livrons
038 21 072 53

CREME NIVEA original (made in Germani)Tsy misy vina amin'tsika ny fiasany, efficace 💯, ary tsy mifidy hoditra.- Crème hy...
27/04/2026

CREME NIVEA original (made in Germani)
Tsy misy vina amin'tsika ny fiasany, efficace 💯, ary tsy mifidy hoditra.

- Crème hydratante sy manadio ny tarehy (manala tasy, panda, mangana, ride, ketrona sns...)
- Manome hamandoana ny hoditra tsy hiofakofaka.
- Manala vakivaky rehetra amin'ny hoditra.
- Miaro ny tarehy amin'ny masoandro
- Mamelona ny hoditra simban'ny produit indray.
- Manalefaka Hoditra, ary miaro ny hoditra tsy ho maina.
- Manakatona masokoditra.

• Sous contrôle dermatologue, sady tsy misy ettet secondaire.
• Mety amin'ny hoditra rehetra (sec , gras, normal) ary mety amin'ny akizy ihany ko.

Prix = 15 000ar

Contact 038 21 072 53
Manao livraison izahay

Manafotsy nify tsara ery😍10 000ar
12/02/2026

Manafotsy nify tsara ery😍
10 000ar

Arrivage jouet d'apprentissage enfant😍.Tablelle educatif enfant mamy kely❤️
11/02/2026

Arrivage jouet d'apprentissage enfant😍.
Tablelle educatif enfant mamy kely❤️

Anti-cerne à base de rose🌹
11/02/2026

Anti-cerne à base de rose🌹

Rose Hyaluniric acid 😍 (Manakatona ny msonkodotra)
10/02/2026

Rose Hyaluniric acid 😍 (Manakatona ny msonkodotra)

Manimanitra fety isika izao, tsy aleo ve mba atao manimanitra ihany ko ny vava e🥰Spray buccal,   (maka 1)               ...
10/02/2026

Manimanitra fety isika izao, tsy aleo ve mba atao manimanitra ihany ko ny vava e🥰
Spray buccal, (maka 1)
(maka 2)
(maka 3)
- Manala fofombava
- Manamanimanitra ny ati-vava
- Mamono ny bacterie rehetra ao anaty vava
- Sans alcool ary tena efficace 100%

Manao livraison izahay
038 21 073 53

Ity ilay produit efa nendrasan'ny maro an😍Anti-cerne à base de riz:• Manala cerne• Manala Ride• Manala poche sy arerahan...
10/02/2026

Ity ilay produit efa nendrasan'ny maro an😍
Anti-cerne à base de riz:
• Manala cerne
• Manala Ride
• Manala poche sy arerahana

Prix: 10 000ar
Manao livraison izahay an
📞038 21 072 53

Fantatrareo ve hoe be dia be ny vokatra azo avy amin'ny vaselina.Ohatra amin'izany ireto voalaza eto ambany ireto:- Mana...
07/02/2026

Fantatrareo ve hoe be dia be ny vokatra azo avy amin'ny vaselina.

Ohatra amin'izany ireto voalaza eto ambany ireto:
- Manala vakivaky amin'ny tongotra sy tsatsakaotra
- Manala tache, cerne, maina, may sy mainty rehetra amin'ny vatana (ao anatin'izany ny tarehy mazava oazy).
- Manalefaka sy manamandina hoditra.
- Misy special zazakely (atao amin'ny hoditra, manala taikombodoho ary masaka)
- Demaquillant ihany ko.

Prix : 10 000ar
Alefako ao amin'ny commentaire ny torohevitra naturel afaka ampiarahana aminy mba tena adaitra vety2.

Manao livraison izahay.
038 21 072 53

Address

Ankazomanga
Antananarivo

Telephone

+261382107253

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les mignons II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Les mignons II:

Share