Stylé By Lanto

Stylé By Lanto Tongasoa eto am page 💗🥰

08/09/2026

Suite 🥰
Pantalon isanan'karazany 💞

miverina ny jiro dia miverina tsika 💞bisous 💞🥰❤️
08/09/2026

miverina ny jiro dia miverina tsika 💞bisous 💞🥰❤️

Bonsoir daholo ❤️Efa naka bahana bé anie akia za am arrivage tsika ato eee 🥰kinanjo tsy ça va tampoka dia tsy afaka mamo...
07/09/2026

Bonsoir daholo ❤️
Efa naka bahana bé anie akia za am arrivage tsika ato eee 🥰kinanjo tsy ça va tampoka dia tsy afaka mamoka Ilay izy indray 🥺. Tena tsy mampilaza ny aretina 😌🥺 K.O 🤒
mirary soa daholo aloha ry Zareo an 💞
aza hilaozana ny page tsika fa za eto iany kunia 💞bisous Dia à demain 🥰❤️

05/09/2026

Bonsoir ❤️Te hiresaka momban'i B***e Friperie Sy ny tontolony aho fa tsy androany fa ho avy 🥰
hizarana expérience de A à Z nareo 😅
Dia hampianarina be saina amnio resaka b***e io koa 🙂 Zao vehivavy Zao porofo mivaingana fa tena efa perte total Ary niverina 0 mintsy tamty resaka ty 🙂Mbola ity aho ity mihezaka manarina tsikely2 , porofo izany fa tsy hoe refa nidofotra dia hiferotr'aina ( marary io fa courage 🥰) Haraho vavaka , 🙂Dia mahaiza mifidy2 olona hiarahana miasa 😌Ho avy ny fotoana mba hampianarako sy hanoroko izay aiko 🥰

03/09/2026

Bonsoir . 🥰Pas plus de 5000ar 🥰

Bonsoir 💗🥰pas plus de 5000ar prix atsika zao 🥰💗aza tara Ary 💗🥰
03/09/2026

Bonsoir 💗🥰
pas plus de 5000ar prix atsika zao 🥰💗
aza tara Ary 💗🥰

01/09/2026

Bonsoir 🥰robe manja bé 🌺

31/08/2026

Bonsoir nareo ❤️❤️
ato ooooo ❤️Iza daholo ilay mahatoky ahy ato reny 🥰Tsy mis photo Fa surprise 🥰
lots mitovy taille 😍misafidy Taille tsara nareo , Lot ana haut manja bé 😍😍prix bojoooo be ity androany ity 😍5 pièces na haut 7000ar 🤤🤤🤤Kay Kay Kay. tsy misy otrty tsony an' 💗😍
Tonga dia mp avy hatrany 🌺❤️🥰

tena coup de cœur 🌺robe blanc 🌺💕vrais Corset. 💕🌺25000ar zany tena mora bé 🌺taille Ml,L . 🌺🌺💗❤️
28/08/2026

tena coup de cœur 🌺
robe blanc 🌺💕
vrais Corset. 💕🌺
25000ar zany tena mora bé 🌺
taille Ml,L . 🌺🌺💗❤️

taille L léopard babydoll 💕🌺20000ar
28/08/2026

taille L léopard babydoll 💕🌺
20000ar

Address

En Ligne (67ha)
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Stylé By Lanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share