Shop Raitra

Shop Raitra Vendeur des produits cosmetiques

07/05/2026

LIVE PRIX CADEAUX

07/05/2026

LIVE indray isika @ 11h
Prix mora hatrany

Ireto dia kit soin corps “Lovely Moon” tena feno sy tsara ampiasaina isan’andro 👇✨ Asan’ireo produits:👉Fragrance Mist (6...
06/05/2026

Ireto dia kit soin corps “Lovely Moon” tena feno sy tsara ampiasaina isan’andro 👇
✨ Asan’ireo produits:
👉Fragrance Mist (62/68) 💦
➤ Manome hanitra mamy sy maharitra amin’ny vatana
➤ Mampahatsapa fresh tontolo andro

👉Body Cream (Bum Bum / Elasti-Cream) 🧴
➤ Manalefaka sy manome hydration lalina
➤ Manampy hanamafy sy hanatsara ny elasticité-n’ny hoditra
➤ Mahatonga hoditra ho malama sy mamirapiratra

👉Shower Cream-Gel / Body Wash 🚿
➤ Manadio moramora ny hoditra
➤ Tsy mampamain-drano fa mamela hoditra ho malefaka
➤ Manome hanitra maharitra aorian’ny fandroana

💖 Kit “Lovely Moon Body Care” 💖

➡️ Tena combo parfait ho an’ny fikarakarana vatana!

🎁 Idéal ho cadeau na ho anao manokana!

📍 Hita ato amin’ny
📩 Mandefasa message raha liana ianap

⚡ Stock voafetra – aza tara!

06/05/2026

LIVE PRODUITS COSMETIQUES
ARRIVAGE

06/05/2026

LIVE ISIKA MANOMBOKA @ 11H
ARRIVAGE

COFFRET RETINOL LUXE – FAYANKOU ✨Te hanana hoditra tanora, malama ary mamir✨apiratra ve ianao? 💛Ity no routine complet i...
06/05/2026

COFFRET RETINOL LUXE – FAYANKOU ✨

Te hanana hoditra tanora, malama ary mamir✨apiratra ve ianao?
💛Ity no routine complet ilainao!

🧴 Retinol Lotion➡️ Anasana ny tarehy ,manadio sy manalefaka ny hoditra

💧 Retinol Serum➡️ Mampihena ketrona & manatsara texture

🧴 Retinol Crème➡️ Manome hydration lalina & manamafy hoditra

🌿 Résultat:
✔️ Glow naturel
✔️ Hoditra milamina sy tanora
✔️ Tarehy voakarakara tsara isan’andro
👉Tsy mifidy hoditra

🎁 Tonga amin’ny coffret chic — mety tsara ho fanomezana!

📩 Ataovy commande dieny izao
📦 Livraison disponible

🔥 Stock voafetra — izay tonga aloha no mahazo!

✨ TIA FOFONA MAMY SY MALEFAKA VE IANAO? Brume parfumé sy Déodorant 😍💖🌸 YARA Candy Fragrance Mist – fofona mamy, girly, m...
05/05/2026

✨ TIA FOFONA MAMY SY MALEFAKA VE IANAO?

Brume parfumé sy Déodorant
😍💖🌸 YARA Candy Fragrance Mist – fofona mamy, girly, manaitra saina
💕🌹 Mousuf Wardi Body Spray – fofona floral sy vanille, maharitra kokoa ✨

✔️ Mety amin’ny andavanandro
✔️ Manome fahatsapana madio sy fresh
✔️ Vidiny mirary 👌

🔥 STOCK VOAFETRA 🔥Aza tara fa lany haingana!

📩 Mandefasa message raha liana ianao📍 Toerana: Pavillon Analakely box 433 sy 495

👉 Tag-o ny namanao tia fofona 😍
👉 Partage-o ilay namanao

🔥 ARRIVAGE VAOVAO – Shop Raitra Majunga 🔥Tonga indray ny entana vaovao 🤩👉 Stock limité – aza tara!📍 Mahabibo City – 1er ...
05/05/2026

🔥 ARRIVAGE VAOVAO – Shop Raitra Majunga 🔥

Tonga indray ny entana vaovao 🤩👉 Stock limité – aza tara!

📍 Mahabibo City – 1er étage, Box 7

📣 Tongava maro hijery sy hisafidy izay mety aminao

👉 Aza adino: premiers arrivés, premiers servis!

04/05/2026

Gommage visage Sadoer 13.000Ar

✨ Te hanana hoditra madio, malefaka ary tsy misy mony?🌿 Andramo ny Gamme skin care Sadoer Centella✔️ Lotion : manadio sy...
04/05/2026

✨ Te hanana hoditra madio, malefaka ary tsy misy mony?

🌿 Andramo ny Gamme skin care Sadoer Centella

✔️ Lotion : manadio sy mampitony, manala loto, manampy sy mampihena ny lavaka kely amin'ny hoditra

👍Tsara ho an'ny hoditra mitera menaka

✔️ Sérum: manala mony sy taches, mampalefaka ny hoditra

✔️ Crème : manome hydration sy fiarovana

💚 Hoditra mamirapiratra, salama ary tsara

📦 Disponible ato aminay
📩 Pavillon analakely box 433 & 495
🚘Mandefa faritra izahay
🚵‍♀️Manao livraison

Prix : 35.000ar monja

Contact: 0349983490/0328757095

🔥 Stock limité

04/05/2026

Ato fa tapaka lay teo

Address

Pavillon Analakely 433; Pavillon 495
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Raitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shop Raitra:

Share