Mode by tsou kely

Mode by tsou kely Ton nouveau look t'attend 🔥🔥

Vente en gros et en detail
À livrer ou à récupérer
☎️:033 82 301 01

Cc daholo🥰🥰Ndao tsika hiresaka momban'nyravombomanga😯Izy dia manan-karena:calcium,phosphor,fer,vit A,C,B2,B5,B6 ary sel ...
03/10/2025

Cc daholo🥰🥰
Ndao tsika hiresaka momban'nyravombomanga😯

Izy dia manan-karena:calcium,phosphor,fer,vit A,C,B2,B5,B6 ary sel minéraux noho izany betsak n soa hoentiny amin'ny vatantsika fa androany lo ny🔥 tarehy🔥 no ho resahantsika

👉🏻vokan-tsoa:

🔸Manadio tarehy
🔹mampalefaka ny tarehy
🔸manala kentro
🔹manala ny tâche avelany mony
🔸Manaza sy manome aina ny hoditra

👉🏻Fikarakaran azy:

🔸totona na mixena ny ravombomanga
🔹fihizina tsara azahoana ilay ranony madity iny

👉🏻 Fampiasana azy:

🔸hosorana amin'ny tarehy efa vohadio tsara ary alona 15 à 20 min dia kobanina avy eo

Mirary soa atsika de aza adinoine ny mipartage mb ho hitan'ny hafa🥰
Abonnéo n page ifampizarantsik zavatsoa😘😘

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode by tsou kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share