Tia Zara

Tia Zara Salama daholo👋

Mbola boutique en ligne ihany aloha izahay amin'izao a🥰🥰

Fa afaka kosa izahay manome lieu de récupération raha Toa ka ianao no hanao izany.

Dia aza adino ny manaraka tsy tapaka ny Page 🙏

Merciiiiiiiiiiiiii😘

🌿 MINI THÉIÈRE DÉCORATIVE 🌿✨ Azo ampiasaina hitahirizana sira, siramamy, sakay, épices, sns.💰 20 000 Ar les 6 pièces
30/09/2026

🌿 MINI THÉIÈRE DÉCORATIVE 🌿

✨ Azo ampiasaina hitahirizana sira, siramamy, sakay, épices, sns.

💰 20 000 Ar les 6 pièces

💨 POMPE À AIR PORTABLE – MANUELLEPompe kely mora entina sy mora ampiasaina 💪🚲 Ho an’ny pneu vélo⚽ Ho an’ny baolina🎈 Ho a...
31/08/2026

💨 POMPE À AIR PORTABLE – MANUELLE

Pompe kely mora entina sy mora ampiasaina 💪

🚲 Ho an’ny pneu vélo
⚽ Ho an’ny baolina
🎈 Ho an’ny ballon
🛏️ Ho an’ny fandriana gonflable
🏖️ Ho an’ny bouée sy zavatra gonflable

✅ Mora ampiasaina
✅ Mora entina mandehandeha
✅ Misy embout maromaro
✅ Azo ampiasaina amin’ny zavatra maro

💨 Tena ilaina ao an-trano sy rehefa mandeha lavitra!

✨ SET DE TABLE RECTANGULAIRE ✨Set de table élégantTena mety amin'ny table à manger, sady manampy amin'ny fiarovana ny ta...
30/08/2026

✨ SET DE TABLE RECTANGULAIRE ✨
Set de table élégant

Tena mety amin'ny table à manger, sady manampy amin'ny fiarovana ny table amin'ny taches sy rayures.

🔥 Résistant à la chaleur
🧼 Mora diovina sy azo sasana
✨ Tsy mora mikisaka
💎 Vita amin'ny PVC solide sy de bonne qualité

💰 12 000 Ar / 6 pièces
🎨 Couleurs disponibles : 🤍 Blanc
✨ Doré

📩 Disponible dès maintenant — Commandez vite !

Sac Vita malagasy 🇲🇬20 000 ArSAC + pochette
13/08/2026

Sac Vita malagasy 🇲🇬
20 000 Ar
SAC + pochette

02/08/2026

🥰 Mety tsara amin'ny pique-nique sy sortie rehetra! 🧺✨
🍱 Plateau inox avec couvercle
Pratique, élégant ary mora entina rehefa mandeha miaraka amin'ny famille na namana. 💕
✅ Mahazaka sakafo tsara
✅ Misy couvercle
✅ Mora diovina
✅ Idéal pour pique-nique, voyage, sortie…
💰 10 000 Ar seulement
📏 GM : 30 × 25 cm

10 000 ar daholo
29/07/2026

10 000 ar daholo

12 000 ar les 2
21/07/2026

12 000 ar les 2

🥰
21/07/2026

🥰

20/07/2026
aza tara isika mpankafy oeil de tigre fa tena izy ity aaa18000a monja dia manjakely annnn
16/07/2026

aza tara isika mpankafy oeil de tigre fa tena izy ity aaa
18000a monja dia manjakely annnn

Address

Talatamaty
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Zara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share