08/12/2020
Salama daholo o! ☺
Tonga indray ity ny volana Desambra: volana farany amin'ity taona ity, volan'ny fety satria tonga ny Noely 🎄🎄, mifarana ny taona 🥳🥳.
Ka ho asintsika fihenam-bidy ny Coussin d'allaitement mandritra ity volana Desambra ity, ho an'ny modèle disponible rehetra. (Ireo sary eo ambany ny modèle disponible).
👉 50.000Ar ny Coussin d'allaitement rembourrage fibre polyester
👉 30.000Ar ny Coussin d'allaitement rembourrage flocon d'éponge VITAFOAM
Koa aza misalasala manontany raha misy mahaliana anao.
Dia mirary fety sambatra daholo 😘