Panne C Métallique

Call Directions Contact the business

Panne C Métallique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Panne C Métallique, Shopping & retail, By Pass, Antananarivo.

Hey hey !Bonjour Aloha eeh ..! hey tsy 'lay Panne C Na Tole ihany no vatsianay anareo an, fa misy koa ilay atao hoe tole...
22/08/2026

Hey hey !

Bonjour Aloha eeh ..!
hey tsy 'lay Panne C Na Tole ihany no vatsianay anareo an,

fa misy koa ilay atao hoe tole mazava , tena mora an, misy loko maintso, mavo ary fotsy e@ vidiny 19000Ar/m linéaire e,

ny accessoire mifanaraka amin'ireo toy ny cale tole hazo, Plastique, tire au fond , Vis auto Perçeuse, tige fileté, Joint (feutre).@ vidiny mora hatrany fa promotion be hoa..

ao ary e, mirary soa anareo izay mikasa ny hanorina na tokatrano olon-tsotra na koa
orinasa , fiangonana sns Mme Fitahiana e e ! ! !

Aza misalasala miantso ny laharana finday
034 46 890 11
038 07 276 92 na
manantona mivantona ny point de vente misy antsika ary eee ! ! !

Forme Tole misy ato amintsika indray ary e ! Forme TuileProfil: Galvabac et OnduléManao refy amin'izay mety aminareo iza...
20/08/2026

Forme Tole misy ato amintsika indray ary e !
Forme Tuile
Profil: Galvabac
et Ondulé
Manao refy amin'izay mety aminareo izahay,
aza matahotra fa hisariaka aminareo foana e 😁

Tratra hariva ary e, izahay eto amin'ny Panne C Metallique dia mbola vonona hanome fahafaham-po anareo hatrany ee, manka...
20/08/2026

Tratra hariva ary e, izahay eto amin'ny Panne C Metallique dia mbola vonona hanome fahafaham-po anareo hatrany ee,
mankasitraka anareo izay nanjifa dia manasa anareo izay mboma mikasa hanafo ihany koa, mieritreritra ny hanorina e
🥰😻o toraka voninkazo antsika rehetra an !

Aza misalasala miantso eeh

Tratra hariva aby ary oh, iza indray aza no hanaterana rahampitso OH, Vonona hatrany izahay hanatitra ny entanao maimaim...
19/08/2026

Tratra hariva aby ary oh, iza indray aza no hanaterana rahampitso OH,
Vonona hatrany izahay hanatitra ny entanao maimaimpoana OH.
Soavamandry aby,

Bonjour daholo ! ao ary etsy ny tole efa pliée na koa ny Panne efa plié ihany no afaka jifaina eto aminay fa afaka jifai...
14/08/2026

Bonjour daholo ! ao ary e
tsy ny tole efa pliée na koa ny Panne efa plié ihany no afaka jifaina eto aminay fa afaka jifaina eto koa ny mbola bobine rouleau an, amin'ny vidiny tena mora sy azo antoka e, ka aza misalasala aza manantso ny laharana finday
0380727692
0344078136
0338520021
raha toa ka mahaliana anao izay vokatra misy eto aminay ee, bon journee daholo an

18/07/2026
14/07/2026

tratra hariva avokoa e,
izay mba mamarina score amin'ity Demi-finale
France & Espagne ity,
dia misy 1 mahazo 15000Ar rahampitso e,
go aryy

livraison Alarobia😊,araraoty araraoty fa promotion, teo avokoa ny olona no naka,aza misalasala miditra hafatra miafina n...
10/06/2026

livraison Alarobia
😊,
araraoty araraoty fa promotion, teo avokoa ny olona no naka,
aza misalasala miditra hafatra miafina na hiantso mivantana e,

16/05/2026

izay mi partage be indrindra@ ny pagentsika androany dia omena carte credit yas

Address

By Pass
Antananarivo

Telephone

+261384936135

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Panne C Métallique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Panne C Métallique:

Shortcuts

Share