22/08/2026
Hey hey !
Bonjour Aloha eeh ..!
hey tsy 'lay Panne C Na Tole ihany no vatsianay anareo an,
fa misy koa ilay atao hoe tole mazava , tena mora an, misy loko maintso, mavo ary fotsy e@ vidiny 19000Ar/m linéaire e,
ny accessoire mifanaraka amin'ireo toy ny cale tole hazo, Plastique, tire au fond , Vis auto Perçeuse, tige fileté, Joint (feutre).@ vidiny mora hatrany fa promotion be hoa..
ao ary e, mirary soa anareo izay mikasa ny hanorina na tokatrano olon-tsotra na koa
orinasa , fiangonana sns Mme Fitahiana e e ! ! !
Aza misalasala miantso ny laharana finday
034 46 890 11
038 07 276 92 na
manantona mivantona ny point de vente misy antsika ary eee ! ! !