09/08/2022
JEHU PROTÉIN
Misy karazany maro ilay izy :
Mada Mass High Protein 500g (Parfum special)
Powder protein Bio 500 (Nature, coco, banane, chocolat)
Yellow Mass 500g(chocolat, coconut) .
Mety ho anao te ho ngeza sy nofosana ary hatanjaka. Mety ho an'izay anenjika objectif na anao prise de masse ihany koa. Manampy ho an'ny ankizy ihany koa amin'ny fitadidina fianarana. Manampy ho an'ny olona avy narary ka amerina aina. Efficace tsara no naturel ilay protein. Sans effet secondaire. Atoronay anao ny sakafo arahinao rehefa maka enao mba anampy anao anatratra ny tanjonao.
Manome remise zay ho an'izay maka +1kg.
Mp ou 034 16 045 89/032 56 818 34