Filles-Ketrika

Filles-Ketrika ✨Ensemble toujours vers le haut ✨

16/05/2026

Otran’ny nangingina isika tato ho ato 🌸
Ndao ndray apina Jeu ary eh,
Iza no partant? 💕

20/04/2026

Vaovao be 🥳🥳❤️
Brochette matsiro kely nefa 500 ar dia efa mahazo 🤤🥳❤️

ALEFASO NY COMMANDE ❤️

600ar /250g monja   🤭😅😅  promotion be😆😆
26/03/2026

600ar /250g monja 🤭😅😅 promotion be😆😆

Irero ny commande omaly❣️ dia tsapanay fa Tena tianareo ilay Fleurs d’ Hibiscus 🥰 VONJIVONJEO ary FA KELY SISA ho an’ire...
23/02/2026

Irero ny commande omaly❣️ dia tsapanay fa Tena tianareo ilay Fleurs d’ Hibiscus 🥰
VONJIVONJEO ary FA KELY SISA ho an’ireo mbola tsy nahazo ‼️‼️

Ato ny tombontsoa azo avy aminy 👉 https://www.facebook.com/share/p/183o6tby62/

Manao livraison hatrany 🌺🌺

🌺🌺🌺TOMBONTSOA HO AN’NY FAHASALAMANA AVY AMIN’NY HIBISCUS 🌺🌺🌺👉👉Ny fisotroana ny ranon'ny hibiscus (infusion) dia mitondra...
21/02/2026

🌺🌺🌺TOMBONTSOA HO AN’NY FAHASALAMANA AVY AMIN’NY HIBISCUS 🌺🌺🌺
👉👉Ny fisotroana ny ranon'ny hibiscus (infusion) dia mitondra ireto vokatsoa ireto:
🌺Mampidina tosidra🌺: Tena mandaitra amin'ny fampidinana ny tosidra avo (hypertension) izy, ary misy fanadihadiana milaza fa saika mitovy hery amin'ny fanafody sasany ny fiasany.
🌺Mampihena ny tavy ratsy🌺: Manampy amin'ny fampihenana ny kôlesterôla ratsy (LDL) sy ny tavy anaty rà, izay miaro ny fo.
🌺Manampy amin'ny fanenam-batana🌺: Manakana ny fitehirizan'ny vatana tavy sy ny siramamy tafahoatra, ka manampy amin'ny fampihenana ny lanja.
🌺Mampihena ny siramamy🌺: Manampy amin'ny fitantanana ny diabeta karazany faharoa (type 2) amin'ny alalan'ny fanatsarana ny fandraisan'ny vatana ny insuline.
🌺Manala poizina sy manadio voa🌺: Manana toetra "diurétique" izy, izany hoe mampipipy ka manampy ny voa hamoaka ny poizina sy ny rano mitandrona ao anaty vatana.
🌺Manankarena "antioxydants"🌺: Miaro ny sela tsy ho simba aloha loatra sy miaro amin'ny aretina toy ny kansera.

👉👉Tombontsoa ho an'ny hatsaran-tarehy
Ankoatra ny fahasalamana anaty, ny hibiscus dia ampiasaina ihany koa amin'ny fikarakarana ivelany:
🌺🧏‍♀️Ho an'ny volo: Manamandina ny volo maina, mampangirana azy, ary manampy amin'ny fitazonana ny fikoron'ny volo (boucles) ho an’ireo Curly curly 🥰
🌺🧏‍♀️Ho an'ny hoditra: Noho ny fisian'ny vitaminina C sy ny "antioxydants", dia manampy amin'ny fanalana ny kentrona sy ny fanadiovana ny tarehy izy.

👉👉FOMBA FAMPIASANA AZY
🌺🫖 Sakafo: Azo atao dite (thé) na ranom-boankazo (jus/bissap) na glace. Ny fomba fanao mahazatra dia mandentika singany vitsivitsy (na rano 1 kopy asiana singany 3) anaty rano mangotraka mandritra ny 5 ka hatramin'ny 30 minitra , Afaka apina siramamy, tantely ,canelle ,sns
🌺🧏‍♀️Volo: Ampiasaina amin'ny rano fanakobanana loha rehefa avy misasa volo, afaka avadika gel ihany koa izy 🥰

‼️‼️ATTENTION ‼️‼️
Tsy soso-kevitra ho an'ny olona manana tosidra ambany (hypotension) ny misotro hibiscus matetika satria vao mainka mampidina azy izany.
https://www.facebook.com/100071691015054/posts/928883882844637/

Abonnez-vous pour plus d’astuce 😉

Ny Hibiscus sy ireo tombotsoa azo avy aminy ❤️EFA MAINA TSARA 🍒Poids net : 250g🏷Prix : 13000 ar 🏷Manao livraison ❣️     ...
20/02/2026

Ny Hibiscus sy ireo tombotsoa azo avy aminy ❤️
EFA MAINA TSARA 🍒
Poids net : 250g🏷
Prix : 13000 ar 🏷
Manao livraison ❣️

Savez-vous que  🌿 Nos fleurs d'hibiscus de qualité supérieure  sont parfaites pour :☕️ Des infusions riches en antioxyda...
02/02/2026

Savez-vous que 🌿 Nos fleurs d'hibiscus de qualité supérieure sont parfaites pour :

☕️ Des infusions riches en antioxydants
🍹 Des jus rafraîchissants et détox
🍰 Des recettes bien-être gourmandes et de nombreux autres bienfaits

Disponible dès maintenant
Frais de livraison à partir de 2000 ar
Prix : 50000 ar/kg

Abonnez-vous Filles-Ketrika

31/01/2026

Misaotra an'ireo mpanjifa nahatoky anay ❤ Afa-po foana ianareo miaraka aminay, Bisous, @ Manaraka indray❤

Rdv ce Vendredi ❤ Mbola afaka mandray commande rah mbola hisy haka an 💞 Afaka recuperena na livrénay ihany koa 🥰Frais à ...
25/01/2026

Rdv ce Vendredi ❤
Mbola afaka mandray commande rah mbola hisy haka an 💞
Afaka recuperena na livrénay ihany koa 🥰
Frais à partir 1200 ar 😇

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344678437

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Filles-Ketrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share