01/09/2026
FOTOANA KELY NANEHOANA NY FIRAISAN-KIANA SY FIFAMPIZARANA ❤✨
Faly izahay afaka nandray anjara tamin’ity hetsika ity ☺
ahafahana maneho indray ny firaisankiana sy fitiavana ny ray tanindrazana
ary afaka nanolotra ny anjaranay ho fanohanana ireo mpianatra
Indraindray fihetsika kely ataontsika dia mety hitondra fiovana lehibe ho an’ny hafa 🤝✨
-------------------------------------------------
UN GESTE DE SOLIDARITÉ, UN MOMENT DE PARTAGE ❤✨
Nous sommes heureux d’avoir participé à cette action de solidarité ☺ et d’avoir pu apporter notre contribution à cette belle initiative.
Un petit geste peut parfois représenter beaucoup pour quelqu’un 🤝✨